Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 11: MONINA EO AMIN’NY TANY - Fampidirana

Daty
Sabotsy 06 December 2025

MONINA EO AMIN'NY TANY

Hodinihina mandritra ny herinandro: Jos. 22; Efes. 6:7; Jao. 7:24; Nom. 25; Ohab. 15:1; 1 Pet. 3:8,9.

Tsianjery:

"Ny famaliana mora dia mampianina ny fahatezerana mafy; fa ny teny maharary mahatonga fahasosorana." - Ohab. 15:1

Mety hiteraka fifandonana na tsy fifanarahana indraindray ny fonenana anaty fiarahamonina iray. Mitombina izany ao anatin'ny fiarahamonina toy ny fiangonana, izay ahitana olona samy manana ny lasany sy ny saranga misy azy (ary notezaina tao anatin'ny kolontsaina samy hafa tanteraka koa aza indraindray) miara-miaina sy miara-miasa hanatratra tanjona iray.

Hodinihintsika amin'ity herinandro ity ny Jos. 22 sy ny olana iray nitranga noho ny fifandisoan-kevitra lehibe teo amin'ny vahoaka. Ao amin'ny fiandohan'ny boky, dia nisy foko nomen'i Josoa baiko mba hita an'i Jordana sy handray anjara amin'ny fakana ny tany miaraka amin'ireo foko tany an-dafy atsinanan'i Jordana (Jos. 1:12-18). Rehefa tontosa izany asa izany, dia nasaina niverina any amin'ny taniny izy ireo. Nanorina alitara teo an-dafy atsinanan'i Jordana anefa izy ireo, izay nahatonga fahatezerana teo amin'ireo foko tany andrefan'i Jordana.

Nahoana no mampidi-doza ny fanaovana tsoa-kevitra haingana loatra mikasika ny fihetsiky ny hafa sy ny zavatra ataony? Ahoana no hahafahantsika mandrisika ny firaisana eo anivon'ny fiangonana? Nahoana no zava-dehibe ny fihazonana an-tsaina ny fidadasiky ny fiantsoana antsika mba tsy hahatonga ny saintsika mora ho variana amin-java-kafa? Ireo no fanontaniana vitsivitsy hodinihintsika mandritra ity herinandro ity.

*Famerenana ny lesona ny sabata 13 Octobra.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal