Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

April 2024

"Natao tsinontsinona sy nolavin'ny olona"

 "Natao tsinontsinona sy nolavin'ny olona Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana, ary tahaka izay tsy tian'ny olon-kojerena akory Izy; natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika." - Isa. 53:3.

Ny Fanahy Masina, ilay Mpanampy antsika

"Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra."- Rôm. 8:14.

Mofon'Aina:
Amin'ny alalan'ny asa fanompoan'ireo anjely no iasan'ny Fanahy Masina amin'ny saina sy ny fon'ny olombelona ka hitaomany azy ho eo amin'i Kristy. (...) Tsy misalovana amin'ny fahalalahana ananan'ny olombelona anefa ny Fanahin'Andriamanitra. Omena mba ho Mpanampy ny Fanahy Masina, mba hahafahan'ny zanak'olombelona miara-miasa amin'Andriamanitra, ary omena mba hitaomany fanahy Izy fa tsy hanery ny olona hankatò tsy akory.

FIANARANA FANAMPINY

"Rehefa noraran’ny fahefana ara-pivavahana sy ara-panjakana ny Baiboly; rehefa nolotoina ny fanambarany, ka natao ny ezaka rehetra izay azon'ny olona sy ny demonia noforonina mba hampiodina ny vahoaka tsy ho amin’izany; rehefa natao hazalambo ireo sahy nitory ny fahamarinany masina, navadika, nampijaliana, nalevim-belona tao amin'ny efitra etin'ny fonja, natao maritiora noho ny finoany, na voatery handositra tany amin'ny lava-bato sy ny zohy— dia tamin'izay fotoana izay no naminany sady nitafy lamba fisaonana ireo vavolombelona mahatoky.

MANDRESY NY FAHAMARINANA

Na eo aza ireo famelezan'ny fahavalo dia hahatratra ny fetra ambony indrindra be voninahitra ny asan'Andriamanitra. Hotorina "amin'izay monina ambonin'ny tany sy amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra" ny filazantsara (Apôk. 14:6). Hifarana amin'ny fandresen'i Kristy tanteraka ny herin'ny helo ny fifanandrinana lehibe eo amin'i Kristy sy i Satana. Handresy ny ratsy ny fanjakan'Andriamanitra ary ho foana mandrakizay eto amin'izao tontolo ary rehetra izao ny fahotana. Ny Apôk.

NITSANGANA TAMIN'NY MATY IREO VAVOLOMBELONA ROA 

Vakio ny Apôk. 11:11. Inona ny faminaniana ataon'io andininy io momba ny Tenin'Andriamanitra?

NOVONOINA IREO VAVOLOMBELONA ROA

Vakio ny Apôk. 11:7-9. Amin'ny fitadidiana fa ara-tandindona ny teny ampiasaina eto, Inona no ambaran'ireo andininy ireo mialoha fa hitranga amin'ireo vavolombelon'Andriamanitra roa, ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao?

IREO VANIM-POTOANA ARA-PAMINANIANA 

Ampitahao amin'ny Dan. 7:25 ny Apôk. 11:3 sy ny Apôk. 12:5, 6, 14, 15. Inona ireo fitoviana hitanao ao amin'ireo vanim-potoana ara-paminaniana ireo?

VAVOLOMBELONA ROA

Vakio ny Apôk . 11:3-6. Milaza toetra dimy ananan'ireo vavolombelona roa voalaza ao amin'ireo andininy ireo.

IREO VAVOLOMBELONA ROA

Hodinihina mandritra ny herinandro: Apôk. 11:3-6; Zak. 4:14; Apôk . 12:5,6,14,15; Dan. 7:25; Isa. 54:17; Sal. 119:89; Apôk. 11:15-18. 

Tsianjery : "Maina ny ahitra, malazo ny voniny; fa ny tenin'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay."– Isa. 40:8

Malemy fanahy sy be fitiavana ary miantra.

"Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana."- Sal. 86:15.

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.
Sun 24 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Zava-mahavariana sy fakampanahy.
Mon 25 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ireo manda miaro ny fifandraisako amin’Andriamanitra.
Tue 26 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna.
Wed 27 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna sy ny Filazantsara.
Thu 28 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Mahafantatra ary manatanteraka.
Fri 29 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.
Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 16 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fampidirana.
Sun 17 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Omeo famantarana fotsiny.
Mon 18 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Tue 19 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Wed 20 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ohatra amin’ny finoana.
Thu 21 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ny finoana an’i Jesôsy.
Fri 22 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fianarana fanampiny.
Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal