Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 3:FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 10 January 2026

Hodinihina mandritra ny herinandro: Fil. 1:19-30; 1 Kôr. 4:14-16; 2 Kôr. 10:3-6; Jao. 17:17-19; Mika 6:8; Asa. 14:22.

Tsianjery: "Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no ahazoako tombony."–Fil. 1:21.

Fizaràna Sabata Hariva 

Manoloana ny fahafatesana dia rentsika matetika hoe: «fiainana daholo izany». Diso izany. Mifanohitra amin’ny fiainana, fahavalon’ny fiainana, ny fahafatesana. Tsy nohariana niaraka tamin’ny fahafatesana ny fiainana, tahaka ny fiara tsy misy pepo na fahasimbana raha vao namboarina. Asongadin’i Paoly tsara fa “mba handringanany amin’ny fahafatesana ilay manana ny herin’ny fahafatesana, dia ny devoly, ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin’ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana” no nahafatesan'i Kristy. – Heb. 2:14,15.

Na vonona ho faty ho an’i Kristy aza i Paoly, dia natoky ny amin’ny hoaviny izy. Ny zava-manan-danja indrindra ho azy dia ny manome voninahitra an’i Kristy, na amin’ny fiainany na amin’ny fahafatesany, ary ny mitory ny filazantsara amin’ny olona betsaka araka izay azo atao. Inoana fa izany no anisan’ny antony ananantsika epistily marobe mitondra ny anarany. Nahakasika olona sy toerana maro izy tamin’ny alalan’ny asa sorany, anisan’izany ireo toerana izay tsy mbola notsidihiny mihitsy.

Fohy ny fiainana, ary tena zava-dehibe ny hilofosantsika mafy indrindra ho fampandrosoana ny fanjakan’Andriamanitra mandritra ireo taona omen’Andriamanitra antsika. Ampahany lehibe amin’izany asa izany ny fandrisihana ho amin’ny “firaisan’ny finoana”. Araka ny ho hitantsika manomboka amin’ity herinandro ity, io lohahevitra io no antony lehibe iray nanoratan’i Paoly ho an’ny Filipianina.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.
Sun 28 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Paoly nantsoin’Andriamanitra ho apostolin’i Jesôsy Kristy.
Mon 29 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Avy tany ATENA hatrany KORINTO.
Tue 30 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny tanañan’i Korinto.
Wed 01 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-"Olona maro amin’ity tanana ity".
Thu 02 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny epistilin’ny Paoly ho an’ny Korintianina.
Fri 03 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO - Fianarana fanampiny.
Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.
Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (6)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal