Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

LESONA 7 : MOFON’AINA SY RANON’AINA - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 15 August 2025

Vakio ny "Hatreo amin'ny Ranomasina Mena ka hatrany Sinay", PM, toko 26.

Tsy ela taorian'ilay olana momba ny rano, dia niatrika loza hafa indray ny firenena (jereo ny Eks. 17:8-16) nanafika azy ireo ny Amalekita, izay foko matanjaka sy mahery miady. "Fantatry ny Amalekita ny toetra sy ny fahalehibiazan Andriamanitra; tsy nanome voninahitra Azy anefa izy, fa nihaika ny heriny, ka nihomehezany ny fahagagana nataon'i Mosesy tany amin'ny tanin'ny Egyptianina, nesoiny ireo firenena manodidina izay nihorohoro noho ny tahotra. Nianiana tamin'ireo andriamaniny izy fa haringana tsy hisy intsony ny Hebreo ary nihaika ny hanohitra ny Andriamanitry ny Isiraely izy. Tsy misy antony hanamarinana ny famelezana hataony anefa satria tsy misy fahadisoana na rahom-bava nataon'ny Isiraely hanamelohana azy. Ny fankahalany an'Andriamanitra no nitadiavany handringanana ny olony. Ny avonavon'ny fony sy ny fahadisoana nataony no nihantsy hatry ny elabe ny fahatezeran'llay tsy mitsahatra hitaona azy hibebaka noho ny famindrampony. Nanisy sonia ny famonoana ny tenany i Amaleka, raha namely ny Zanak'lsiraely efa torovana sy tsy nitam-piadiana." - PM, ed. 1985, t. 284.

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra

1. Saintsaino ny amin'i Jetro izay nianatra ny momba liay Andriamanitra marina vokatr'izay nataon'Andriarnanitra ho an'ny vahoakany. (Jereo ny Deo. 4:4-8.) Nahoana no marina mandraka ankehitriny io fisehoan-javatra io? Apetraho amin'ny tenanao sy ami n'ny iray kilasy izao fanontaniana izao: Inona no asehontsika amin'izao tontolo izao ami n'ny maha-vavolombelona antsika? Inona no ambarantsika amin'izao tontolo izao momba ny toetra sy ny fomban'llay Andriamanitsika?

2. Vakio indray ny 1 Kôr. 10:4. Inona no tokony hambaran'izany amintsika momba ilay fampianaran-diso fahiny, izay mbola inoan'ny sasany ankehitriny. manao hoe: mpamaly maly faty, feno fankahalana, ary lozabe ny Andriamanitry ny Testamenta Taloha, mifanohitra amin'izay hitantsika ao amin'i Jesôsy ? Ahoana no anehoan'io andininy lo fa diso lo fiheverana io?

3. Vakio indray izay nosoratan'i Ellen G. White etsy ambony mikasika ny nananan'ny Amalekita tombontsoa hahafantatra momba Ilay Andriamanitra marina. Ampitahao amin'ny an'i Jetro ny toe-tsain'izy ireo. Inona avy ireo lesona azontsika raisina momba ny antony nampiharan'Andriamanitra ny fitsarany tamin'izy ireo, kanefa tsy tamin'izy ireo ihany, fa tamin'ireo foko maro fahiny izay nifandraisan'ny Isiraely koa?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal