Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Manomana ahy ho amin'ny mandrakizay ny Anjely

Daty
Sabotsy 24 February 2024

"Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dàlana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko. " - Eks 23 :20.

Miditra an-tsehatra ny lanitra manontolo amin’ny asa fanomanana vahoaka izay hahajoro amin’ny andron’i Jehévah. Toa ety tokoa ny fifandraisan’ny lanitra sy ny tany. (...)

Mila tsy ho andrin’ireo anjelin’ny lanitra ny hampahafantatra an’i Jesésy amin’ny olombelona mba hahafahan’ireto farany miara-miasa amin’ny anjely amin’ny fitoriana an’i Jesésy, Ilay Mpanavotra izao tontolo izao, feno fahasoavana sy fahamarinana. (...)

Mahatonga fifaliana eo anivon’ireo anjely any an-danitra ny ranomasom-pibebahana voalohany. Vonona hiasa avy hatrany ho an’izay fanahy mitady an’i Jesésy ireo mpitondra hafatry ny lanitra (...)

Lehibe sady be voninahitra ny zavatra efa namboarin’ Andriamanitra ho an’izay tia Azy. Miandry sy manantena fatratra ny fandresen’ny vahoakan’Andriamanitra amin’ny farany ireo anjely, dia ny fotoana izay hiredonan’ireo serafima sy kerobima mbamin’ireo alinalina sy arivoarivo ny hiran’ireo olon- tsambatra, ka hankalazany ny fandresen’ny asa fanelanelanana nataon’i Jesésy, izay nahavotra ny olombelona.

Fifalian’ny anjely (...) ny mizara fitiavana sy ny mikarakara tsy an-kiato ireo fanahy lavo sy tsy masina. Mandresy lahatra ny fon’ny olombelona izy ireo. Mitondra fahazavana avy any ambony ho an’ity tontolo feno haizina ity izy ireo. Miasa mangina sy amim- paharetana eo amin’ny sain’ny olombelona izy ireo mba hitaomana ireo very ho amin’ny fifandraisana amin’i Kristy, dia fifandraisana ety tsy takatry ny sain’izy ireo akory aza. — MLT, t. 307.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • June 2026 (27)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal