1 - Aza miankina amin'ny fahalalanao 2 - Ny tenako manontolo 3 - Famantarana 4 - Ny taonan-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Ny vatana hatsangana amin`ny maty
Zoma 18/09/2026
1 - Tsy misy tanteraka fa samy marary, aza malaky mitsara 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Tamperament 4 - Fitsipika mibaiko ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zaza 5 - Kristy no Santatra
Alakamisy 17/09/2026
1- Ny voany no hahafantarana azy 2- Sambatra ny madio am-po (Fizarana voalohany) 3- Fazavana Foarabe fahasalamana sy Conference AWR Aout 2026
Alarobia 16/09/2026
Famintinana Alasaron`ny faminaniana ao amin`ny Baiboly
Sabotsy 12/09/2026
1 - Inona ny soa azon'ny olona na mahazo izao tontolo izao nefa very 2 - Jeremia toko 1 3 - Ny Bokin'i Daniela sy ny vanin'andro misy antsika-02 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako Fiz 02 5 - Ny amin`ny mpampianatra sandoka
Zoma 11/09/2026
1 - Mampianara anay hanisa ny andronay 2 - Esao sy Jakoba 3 - Hafatra mitondra fahasambarana 4 - Tokatrano maso 5 - Fitandremam-panana sy iraka, fianarana fanampiny
1 - Tsy kisendrasendra ny fahombiazana 2- Ny fijangajangana 3- Fomba fambolena voankazo anaty gony Fizarana voalohany 4- Ny antony manesika
Alahady 06/09/2026
1- Ampiharo eo amin'ny fiainana 2- Ronono mandry soja 3- Tena avy Izy 4- -Aza mora kivy 5- Ny Oha-piainan'i Jesosy
Sabotsy 05/09/2026
1 - Mahareta hatramin'ny farany 2 - Isaia toko fahaenina amby enimpolo 3 - Ny bokin'ny Daniela sy ny vanin'andro hiainantsika 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako, fizarana voalohany 5 - Fitandremam-pananana sy iraka
Zoma 04/09/2026
1 - Manana faharetana 2 - Rebeka 3 - Andriamanitra no Tompon'ny teny farany 4 - Karazana ray amandreny 5 - Ny tena fanompoana Kristiana, fianarana fanampiny
Alakamisy 03/09/2026
1 - Ny tena fitiavana namana marina 2 - Fiadiana @ fonovilona manapatapaka ny ravim-bary 3 - Velona ho an'i kristy (Galatiana 2-20 ) 4 - Fisorohana ny gripa 2 5 - Fiononana sy hafaliana