Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 10: ILAY TENA JOSOA - Fampidirana

Daty
Sabotsy 29 November 2025

ILAY TENA JOSOA

Hodinihina mandritra ny herinandro:

1 Kor. 10:1-13; Mat. 2:15; Jos. 1:1-3; Asa. 3:22-26; Heb. 3:7-4:11; 2 Kor. 10:3-5.


ILAY TENA JOSOA

Hodinihina mandritra ny herinandro:

1 Kor. 10:1-13; Mat. 2:15; Jos. 1:1-3; Asa. 3:22-26; Heb. 3:7-4:11; 2 Kor. 10:3-5.

Tsianjery: "Ary izany dia nanjo azy mba ho anatra, sady voasoratra izany ho fananarana antsika izay niharan'ny faran'izao tontolo izao." - 1 Kôr. 10:11.

Tsapa ao amin'ny bokin'i Josoa fa manondro zava-misy lehibe lavitra noho ny tenany ny fiainan'ilay ilay mpandray anjara fototra ao. Hitantsika manerana ny Soratra Masina izany fitsipika izany, toy ny amin'ny tany Kanana, izay tandindon'ny fanantenantsika mandrakizay ny amin'ny tany vaovao. Ary mazava loatra fa manondro zava-misy lehibe lavitra ny fanompoana tao amin'ny fitoerana masina teto an-tany: "Fa Kristy kosa, rehefa tonga ho Mpisoronabe ny amin'ny zavatra tsara ho avy, dia namaky teo amin'ny tebernakely lehibe lavitra sady tsara lavitra, izay tsy nataon-tanana, izany hoe, tsy isan'izao zavatra ary izao." - Heb. 9:11.

Kanefa mipetraka ny fanontaniana: Amin'ny fomba ahoana no anondroan'ny tantaran'i Josoa toe-javatra ho tanteraka any amin'ny hoavy? Ahoana no hahazoantsika antoka fa marina ny fanazavana toy izany ilay boky? Inona ireo fitsipika ara-Baiboly izay mahatonga ny bokin'i Josoa hitaratra ireo zava-misy ao amin'ny TV sy ireo tranga amin'ny andro farany?

Hodinihintsika amin'ity herinandro ity ireo fitsipika natao hahatakarantsika ny hevitr'ireo tandindona ao amin'ny Baiboly. Ho hitantsika fa mirakitra tandindona maro ny Baiboly, ary ny fiainan'i Josoa dia manondro mialoha ny asa fanompoan'ny Mesia sy tandindon'izay efa tanteraka ao amin'ny fiangonana, ary ho tanteraka amin'ny fiafaran'ny tantaran'ny olombelona.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal