Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fantany ny ondriny tsirairay

Daty
Alatsinainy 01 December 2025

"Lazaiko aminareo fa hisy fifaliana toy izany any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka noho ny amin'ny olona marina sivy amby sivi-foio, izay tsy misy tokony hibebahany. " - Lio. 15:7.

Mofon’aina:
Ny mpitandrina dia tokony ho mpiandry ondry. Antsoina hoe Lohan'ny Mpiandry Ilay Mpanavotra antsika. (...) Na amin'ny toerana ambany isika na amin'ny toerana ambony, na eo amin'ny aloky ny toe-java-tsarotra na eo amin'ny tara-pahazavan'ny fiadanana, dia ondriny, andian'ondry tandremany, ary eo ambany fiahian' ilay Lohan'ny mpiandry. 

Ny Lohan'ny mpiandry dia manana mpiandry tarihiny, izay hamindrany fahefana hiahy ny ondriny sy ny zanak'ondriny. Tsy misy very izay eo ambany fiahian'llay Mpiandry lehibe, ary Izy dia tsy manilikilika na dia izay malemy indrindra amin'ny andian'ondriny aza. Ny fanoharana mahafinaritra momba ny ondry very izay nataon'i Kristy, mitantara ilay mpiandry nandao ny sivy amby sivifolo ka nitady ilay very, dia sary maneho ny fikarakarana ataon'ilay Mpiandry lehibe. (...)

Mamerimberina manisa ireo andian' ondriny izy, ary rehefa azony antoka fa very ny ondry iray, dia tsy mitaredretra izy. Ilaozany ireo sivy amby sivifolo ao am-bala. Ary na dia maizina sÿ feno tafio-drivotra aza ny alina, na dia mikisilasila sy mampidi-doza aza ny lalana, (...) dia tsy kivy izy na sasatra, fa mitady mandra-pahitana ilay very.

(...) Rehefa hita kosa ilay ondry (...) rahonany sy kapohiny ve, na sintoniny hankeo aminy mba hitanisany ny fahoriana sy ny horohoro ary ny tebiteby nanjo azy teo am-pitadiavana azy? Tsia, fa ataony eo an-tsorony ilay ondry efa ana sy reraka nirenireny, ka amim-pifaliana sy amim-pankasitrahana no hamerenany azy ao am-bala satria tsy very maina ny fikarohana nataony. (...)

Rehefa hita ilay very dia miombom-pifaliana sy haravoana ny lanitra sy ny tany manontolo. (...) Hoy i Jesosy: "Izaho no Mpiandry Tsara; aryfantatro ny Ahy, sady fantany Aho. "- Jao. 10:14. Tahaka ny ahalalan'ny mpiandry ety an-tany ny ondriny no ahalalan'ilay Lohan'ny mpiandry ny andian'ondriny izay manerana an'izao tontolo izao. — RH, 23 Aogôsitra 1892. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal