Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

June 2025

Aoka tsy hanala baraka Azy amin’ny fandikana ny fitsipika marina.

"Toy izany no iafaran’izay rehetra fatra-pila harena; fa hipaoka ny ain’izay fatra-pila azy izany." Ohab. 1:19. 

Nomena asa ny olona tsirairay. Samy manan-toerana ao amin’ny drafitra mandrakizain’ny lanitra ny tsirairay. (...) Madio, mangatsakatsaka sy manana tombambidy lehibe ny fahamarinana ary tokony hampiasaina ho amin’ny fanorenan-toetra. Ireo izay manana ny fahamarinana sy manana fitiavana izany ao am-pony, dia hanao ny fandavan-tena rehetra ilaina mba hahatonga izany fahamarinana izany hanana ny toerana voalohany eo amin’ny zavatra rehetra. (...)

Lesona 1: FAMPAHORIANA - NY FAHATERAHAN’ I MOSESY - Ny tontolon-kevitra ara-tantara.

NY TONTOLON-KEVITRA ARA-TANTARA

Rehefa tonga tany Egypta ny fianakavian'i Jakoba noho ny mosary tany Kanana (Gen. 46), dia nandray tsara ny Hebreo ny mpanjakan'i Egypta noho izay rehetra nataon'i Josefa ho an'ny Egyptianina.

Lesona 1: FAMPAHORIANA - NY FAHATERAHAN’ I MOSESY - Vahoakan’Andriamanitra tao Egypta.

NY TONTOLON-KEVITRA ARA-TANTARA

Antsoina hoe shemot ny Eksodosy amin'ny teny Hebreo, izay midika ara-bakiteny hoe "anarana", araka ny teny fanombohana ao amin'io lahatsoratra fahiny io, manao hoe: "Ary izao no anaran'ny (...)". Voatanisa eo am-piandohana ny anaran'ny fianakavian'i Jakoba patriarika.

Vakio ny Eks. 1:1-7. Inona no fahamarinana manan-danja hita eto?

Lesona 1 : FAMPAHORIANA: NY TONTOLON-KEVITRA SY NY FAHATERAHAN’I MOSESY - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: Eks. 1:1-22; Gen. 37:26-28; Gen. 39:2,21; Asa. 7:6; Gal. 3:16,17; Eks. 2:1-25.

Tsianjery: " Ary ny Zanak’lsiraely nisento noho ny fanompoany ka nitaraina; ary niakatra tany amin’Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanompoany. Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany, dia nahatsiaro ny fanekeny tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Ary Andriamanitra dia nijery ny Zanak’lsiraely ka nahafantatra azy. " – Eks. 2:23-25.

Telovolana 3: EKSODOSY- DIA MANKANY AMIN’ILAY TANY NAMPANANTENAINA.

Andriamanitra nambara ao amin'ny bokin'ny Eksodosy dia ilay Tompo be fitiavana izay, tamin'ny fotoana voatondro sy tamin'ny asany mahery, nitondra famonjena sy fanafahana ho an'ny vahoakany (Gen. 15:12–16). Ny fivoahana avy tany Ejipta sy ny fandalovana ny Ranomasina Mena dia zava-nitranga lehibe sy tsy manam-paharoa – asa mahatalanjona sy mahagaga nataon'Andriamanitra. Tsy nisy zava-nitranga lehibe na be voninahitra kokoa toy izany teo amin'ny tantaran'ny Isiraely fahiny talohan'ny Hazofijaliana. Izany dia ny filazantsara, saingy araka an'i Mosesy.

Lesona 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - Fianarana fanampiny.

Vakio ny toko faha-43 ao amin'ny MM, "llay Mpijery tsy hita maso."

Lesona 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - I Kirosy, Ilay voahosotra.

Tapitra ny fotoan'ny fahababoan'ny vahoakan' Andriamanitra rehefa namely ny tananan'i Babilona i Kyrosy, ary navelan'ireo Persianina niverina tany amin'ny tany nampanantenaina izy ireo mba hanorina indray ny tempoly. Ny fanjakana persianina teo ambany fanapahan'i Kyrosy no tonga fanjakana lehibe indrindra teo amin'ny tantara ka notondroin'ilay mpahay tantara Tom Holland ho "faritany midadasika indrindra teto amin'izao tontolo izao hatrizay." Tom Holland, Dominion Basic Books, Kindle Edition, t. 25.

Lesona 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - Ny faharetan’ny onin’ny Eofrata.

Zavatra iray anisan'ny nampatanjaka an'i Babilona ny nikorianan'ny onin'i Eofrata tao ambanin'ireo mandany, izay namatsy rano tsy tapaka an'ilay tanana. Izany koa anefa no teboka iray nampalemy azy ireo. I Nitocris, mpanjakavavin'i Babilona fahiny, dia nanamboatra lalana mankao amin'ny tanana teo amin'io ony io; tamin'izany no namiliany ny ony ho honahona mba hanamora ny fahafahan'ireo mpiasa miasa. Takatr'i Kyrosy fa azony atao koa ny toy izany; noritiny ny onin'i Eofrata mba hahafahan'izy sy ny tafiny mandeha ao ambanin'ny manda.

Lesona 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - Tao amin’ny lanonan’i Belsazara.

Rehefa nampietrena tamin'ny alalan'ny fikambanan'ny tafiky ny Medianina sy ny Babilonianina (izay notarihin'ny rain'i Nebokadnezara) ny tanánan'i Ninive (612 TIK), dia nisondrotra ho amin'ny toerana tsy mbola nisy azy hatramin'ny andron'i Hammourabi, ilay mpanao lalana lehibe teo aminy, ny tanànan'i Babilona. Raha nanapaka i Nebokadnezara, izay tsy niatrika ny olan'ny fanafihan'ny Asirianina intsony, dia nitombo ny haren'ny tananan'i Babilona sy ny hery miasa mangina avy aminy ka tsy nanan-tsafidy afa-tsy ny hiaiky ny fanapahany ireo firenena nanodidina azy.

LESONA 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - Asa mitory fibebahana

Nanana hafatra manokana ho an'ny vahoakan'i Ninive i Jôna. "Ary Jôna niantomboka nandeha tao an-tanána lalana indray andro ka nitory hoe: Rehefa afaka efa-polo andro, dia horavana Ninive." Jôna 3:4. Mazava ny toe-javatra eto: voaheloka ilay tanàna. Moa ve izany tsy teny nambaran'ny mpaminanin'i Jehôvah mazava? Inona anefa no nitranga tamin'i Ninive?

Vakio ny Jona 3:5-10. Nahoana no tsy tanteraka indray ilay faminaniana?

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.
Sun 25 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Miasa hahatanteraka ny asan’Andriamanitra ao anatintsika isika.
Mon 26 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanazavana ao anatin’ny aizin’izao tontolo izao.
Tue 27 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanatitra velona.
Wed 28 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Voazaha toetra.
Thu 29 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - "Omeo voninahitra izay olona tahaka izany."
Fri 30 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fianarana fanampiny.
Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 17 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fampidirana.
Sun 18 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fisaratsarahana tany Filipy.
Mon 19 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny loharanon’ny firaisana.
Tue 20 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fanisian-javatra ao amin’ny atidoha sa fandidiana atidoha?
Wed 21 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny sain’ i Kristy.
Thu 22 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny zava-miafina ny amin’ny toe-pananahy araka an’Andriamanitra.
Fri 23 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fianarana fanampiny.
Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (68)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal