Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

March 2025

Lesona 1: FITSIPIKA VITSIVISY MOMBA NY FAMINANIΑΝΑ - Fianarana fanampiny.

Vakio ny "Mpanavao fivavahana amerikanina", toko faha-18, ao amin'ny HM.

Lesona 1: FITSIPIKA VITSIVISY MOMBA NY FAMINANIΑΝΑ - Arabakiteny sa arakeviny ?

Teboka iray manan-danja tokony hataon'ireo izay mandinika ny faminaniana ny famaritana raha toa horaisina ara-bakiteny na ara-keviny ny fomba fiteny ampiasain'ny Baiboly. Ahoana no hamaritana raha toa mamplasa fanoharana ny mpanoratra, ary ahoana no hahalalana ny zavatra tondroin'izany tandindona izany? Tahaka izao ny fomba manan-danja indrindra hanaovana izany: jerena ny fomba nampiasana ilay tandindona manerana ny Baiboly; mifanohitra amin'ny fijerena ny fampiasana ny tandindona iray amin'izao vanim-potoana ankehitriny izao izany.

Lesona 1: FITSIPIKA VITSIVISY MOMBA NY FAMINANIΑΝΑ - Mandinika ny teny.

Nanampy betsaka ny Advantista ho amin'ny fahatakarana ny faminaniana ara-Baiboly i William Miller. Tsy takany tamin'ny fahafenoany ireo andalan-teny fototra (tahaka ny Dan. 8:14), nefa nanana ny lanjany ny fomba fandalinany satria nanamboatra ny lalana ho amin'ny fahaterahan'ny fihetsehana misy antsika izay sisa amin'ny andro farany.

Vakio ny Mat. 5:18; 2 Tim. 3:15-17 ary ny Lio. 24:27. Inona no ampianarin'ireo toko sy andininy ireo antsika momba ny fomba tokony handinihantsika ny faminanian'ny Baiboly?

Lesona 1: FITSIPIKA VITSIVISY MOMBA NY FAMINANIΑΝΑ - Ry Daniela ahoroninao ny teny.

Vakio ny Dan. 12:4. Inona no nambaran'Andriamanitra tamin'i Daniela teto? (Ampitahao amin'ny Apôk , 22:10) 

Lesona 1: FITSIPIKA VITSIVISY MOMBA NY FAMINANIΑΝΑ - Tian’Andriamanitra ho takatsika izay lazainy.

Tsy misy zavatra miteraka fahasorenana tahaka ny filan'ny olona iray miresaka amin'olona, ao amin'ny toeram-pitsaboana na fivarotam-panafody ohatra, raha any amin'ny firenena iray izy nefa zara raha hainy ny fiteny ao. Hainy izay tokony holazainy saingy tsy hitany ny voambolana mahalaza tsara izany.

Lesona 1: FITSIPIKA VITSIVISY MOMBA NY FAMINANIΑΝΑ - Aoka hisaina izay mamaky azy.

Midira ao amin'ny trano fivarotam-boky kristianina iray ary jereo ny lohatenin'ireo boky momba ny faminanian'ny Baiboly ao. Tsy ho ela akory dia ho talanjona ianao fa hahita karazana fomba fijery sy fanazavana maro samy hafa, ary mety halaim-panahy ianao hino fa tsy misy olona tena mahatakatra izay voalazan'ny boky tahaka ny Apokalipsy.

Lesona 1: FITSIPIKA VITSIVISY MOMBA NY FAMINANIΑΝΑ - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: Jer. 29:23,24; Sal. 139:1-6; Dan. 12:4; Apôk. 22:10; 2 Tim. 3:15-17; Heb. 4:12.

Tsianjery: "Fa izay te-hirehareha dia aoka hirehareha amin'izao: dia ny fahendreny sy ny fahalalany Ahy ho Jehôvah , Izay manao famindrampo sy fitsarana marina ary fahamarinana ety ambonin'ny tany; fa izany no sitrako, hoy Jehôvah ." - Jer. 9:23

Lesona 13: NY FITIAVANA NO FAHATANTERAHANA NY LALANA - Fianarana fanampiny.

Vakio ny IFM, toko 70: "Ny kely indrindra amin'ny rahalahiko".

"Izay manompo ny hafa dia hotompoin'llay Mpiandry ondry Lehibe. Izy mihitsy no hisotro amin'ny rano velona, ka ho afa-po. Tsy haniry fanalana andro manaitaitra izy, na fiovana eo amin'ny fiainany. Ny foto-kevitra hahaliana azy dia ny hoe: 'ahoana ny hamonjena ny fanahy efa ho very?'. Hisy vokany ny fifandraisana eo amin'ny fiarahamonina. Hitarika ny fo hiray ny fitiavana ny Mpanavotra.

Lesona 13: NY FITIAVANA NO FAHATANTERAHANA NY LALANA - Mihoatra ny zavatra rehetra, mifankatiava tsara.

Raha ny fitiavana no fahatanterahana ny lalána, dia tsy ho voatandrintsika amin'ny fahafenoany ny lalán Andriamanitra amin'ny fiezahantsika fotsiny tsy hanao ratsy. Ny lalan'ny fitiavana mihitsy (izay hita ao amin'ny Soratra Masina manontolo) no tsy mibaiko antsika tsy hanao ratsy fotsiny. fa mandrisika antsika hanao asa izay maneho ny fitiavan'Andriamanitra amin'ny hafa koa-tsy amin'ireo mambran'ny fiangonana ihany fa amin'ny olona maneran-tany, izay tena mila ny fijoroana ho vavolombelona avy amin'ny Kristianina marina.

Lesona 13: NY FITIAVANA NO FAHATANTERAHANA NY LALANA - Fanatanterahana ny lalàna ny Fitiavana.

Tsara mandrakariva ny manantitrantitra ny fifandraisan'ny fitiavana sy ny lalána. Voalazan'ny Soratra Masina tokoa fa ny fitiavana no fahatanterahana ny lalana.

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 11 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Fampidirana.
Sun 12 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Ny olan’ny fisaratsarahana ao am-piangonana.
Mon 13 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Mifantoka amin’i Jesôsy.
Tue 14 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Fahendrena sy fahamatorana.
Wed 15 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Fanompoana tahaka ny an’i Kristy.
Thu 16 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Fomba fiaina maneho ny hazo fijaliana.
Fri 17 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 04 Jul 2026
Lesona 2: NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Fampidirana.
Sun 05 Jul 2026
Lesona 2 : NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Ny Filazantsara momba ny hazo fijaliana.
Mon 06 Jul 2026
Lesona 2: NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Fahadalana amin’izay ho very.
Tue 07 Jul 2026
Lesona 2: NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Hery ho an’ireo izay hovonjena.
Wed 08 Jul 2026
Lesona 2: NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Mesia voahombo.
Thu 09 Jul 2026
Lesona 2: NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Kristy, hery sy fahendren’Andriamanitra.
Fri 10 Jul 2026
Lesona 2: NY TENY NY AMIN'NY HAZO FIJALIANA - Fianarana fanampiny.
Sat 11 Jul 2026
Lesona 3 : IRAY AO AMIN’NY KRISTY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.
Sun 19 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Finoana sy fampiharana tsy mifanaraka.
Mon 20 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miatrika ny toe-java-mamohehatra.
Tue 21 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA -
Wed 22 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA -
Thu 23 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA -
Fri 24 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal