Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mikendry ny fahatanterahana

Daty
Alarobia 03 December 2025

 "Koa amin 'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." - plat. 5:48.

Mofon’aina:
Misy diktny lehibe ny hoe mitoetra ho Kristianina. Midika ho fandehanana amimpahamalinana eo anatrehan'Andriammitra izany, eny, fiezahana rnafy ianatratra ny marika hahazoana ry lokan'ny fiantsoan'Andriamanitra any ambony ao amin'i Kristy Jesosy. Midika koa ho famoazana voa be dia be ho voninahitr'llay nanolotn ny Zanany ho faty ho antsika izrny. Amin'ny maha-zanakalahy sy zanakava-vin'Andriamanitra azy, dia tokony hiezaka mafy ny Kri,tianina mba hanatratra ny idealy ambny indrindra napetraka eo ancloany ao amin'ny filazantsara. (...)

Andeha hianarantsila ny Teny Mas in'Andriamanitra ka ireo filamatra masina ao no hiainantsika Andeha isika handeha eo anatchan'imdriamanitra amin'ny fahalimem-panahy sy ny fanetren-tena, ka hanitsy isan'andro ireo faladisoantsika. Aoka ny avonavona fino fitiavan-tena tsy havela hanDisaraka ny fanahy arnin'Andriammitra. Aza mankamamy fanambonan-tena ka hihevitra mandrakariva ni tenanao ho tsara noho ny hafa "Kot izay manao azy fa efa mijoro Isara, iia aoka izy hitandrina, fandrao ho lao. "- I Kôr. 10:12. Fiadanana sy fitsaharana no ho azonao raha ampileferinao eo ambany sitrapon'i Kristy ny sitraponao. (...)

 Misy ireo izay mihaino ny fahamarinana ka resy lahatra fa niaina tamin'ny fiainana nanohitra an'i Kristy. Voaheloka izy nefa indro fa mibebaka noho ireo fandikany lalana. Miantehitra amin'ny fahamendrehan'i Kristy izy, ary mino Azy amin'ny finoana tena izy, ka mandray famelan-keloka. Mitombo amin'ny fahasoavana sy ny fahalalana an'Andriamanitra izy satria mampitsahatra ny fanaovan-dratsy ary mianatra manao ny tsara. Hitany fa tsy maintsy misy ny fahafoizan-tena mba hahafahana misaraka amin'izao tontolo izao; ary rehefa manombana ny sandan'izany izy, dia hahita fa fatiantoka sy taimboraka avokoa izany noho ny fahazoany an'i Kristy. (...)

 Izany no tena fiovam-po marina. Amin'ny fianteherana feno fanetren-tena sy fankasitrahana no iankinan' ireo izay nandray fo vaovao amin'ny fanampian'i Kristy. Asehony eo amin'ny fiainany ny voan'ny fahamarinana. Tia ny tenany izy fahiny, ary nankamamy ny fahafinaretana araka izao tontolo izao, narodany kosa ny sampiny ankehitriny ary Andriamanitra no avelany hanjaka. — YI, 26 Septambra 1901. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal