Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 27 December 2025

Hodinihina mandritra ny herinandro : Efes. 3:1; 2 Kôr. 4:7-12; Asa 9:16; Filem. 15,16; Kôl. 4:9; Fil. 1:1-3; Kôl. 1:1,2.

Tsianjery : « Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia. » – Fil. 4:4.

 Sabata Hariva

Naiditra am-ponja noho ny fanendrikendrehana azy ny pasitora advantista iray, ary nigadra nandritra ny roa taona teo ho eo. Na very hevitra aza izy tamin'ny voalohany, dia tsapany fa ny fonja no saha misionera nomen'Andriamanitra azy. Rehefa fantatr’ireo voafonja namany fa pasitora izy, dia nangatahin’izy ireo hitoriteny. Izany tokoa no nataony, ary nizara bokim-pivavahana koa izy. Nanao batisa azy ireo aza izy, ary nitarika fanompoam-pivavahana fanasan’ny Tompo. “Indraindray" hoy izy, “sarotra ny nanao asa fanompoana tao am-ponja, saingy nisy fifaliana koa tao, indrindra rehefa mahazo valim-bavaka sy mahita ny fiainan’ny olona miova.”

Tany am-ponja no nanoratan’i Paoly ny epistiliny ho an’ny Filipianina sy ny Kolosianina (jereo ny Fil. 1:7, Kôl. 4:3). Tany Filipy mantsy, taorian’ny nanendrikendrehana an’i Paoly sy i Silasy, dia nobolokin’ny mpiambina fonja mafy tamin’ny boloky hazo ny tongony (Asa 16:24). “Ary nony namatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’Andriamanitra” izy ireo; “ary nihaino azy ny mpifatotra.” – Asa. 16:25. Fantatr'izy ireo tsara tokoa izany hoe “mifaly mandrakariva” izany.

Hodinihintsika amin’ity herinandro ity ireo toe-javatra natrehin'i Paoly. Tanjona lehibe mihoatra noho ny zava-nitranga taminy no hitany, ary inoana fa azontsika atao ny mandray lesona avy aminy eo am-piatrehantsika ireo fitsapana tsy azo ihodivirana rahateo eo amin’ny fiainantsika.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal