Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fitahiana tsy misy tetra

Daty
Alahady 31 May 2026

 «Mba handehananareo miendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony amin'ny zavatra rehetra, dia mahavokatra amin 'ny asa tsara rehetra sady mitombo amin'ny fahalalana tsara an 'Andriamanitra. » - Kol. 1:10.

Mofon’aina:
Hodinihintsika ny vavaka nataon'i Paoly ho an'ireo rahalahiny tany Kolosia. Hoy izy: "Ary noho izany koa hatramin 'ny andro nandrenesanay dia tsy mitsahatra mivavaka sy mangataka ho anareo, mba hofenoina fahalalana tsara ny sitrapony hianareo amin 'ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina rehetra avy amin 'ny Fanahy, mba handehananareo miendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony amin'ny zavatra rehetra, dia mahavokatra amin 'ny asa tsara rehetra sady mitombo amin 'ny fahalalana tsara an 'Andriamanitra, aty ampahatanjahina amin'ny hery rehetra araka ny herin 'ny voninahiny ho amin'ny faharetana rehetra sy ny fandeferana amin 'ny hafaliana" - Kol. 1:9-11.

 Feno tokoa io vavaka io! Nomena tombontsoa handray fitahiana tsy misy fetra isika. Azo "hofenoina ny fahalalana ny sitrapony" isika. Tsy ho nanindry mandry an 'i Paoly hanao izany vavaka izany ho an'ny rahalahiny mihitsy ny Fanahy Masina raha toa ka tsy azo atao ny mahazo valiny avy amin'Andriamanitra mifanaraka amin' izany fangatahana izany. (...)

 Izao kosa no nosoratan'i Paoly ho an'ny fiangonana tany Efesosy: "Ary noho izany no andohalehako amin'ny 
Ray, Izay ahazoan 'ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etj, an-tany anarana, mba homeny anareo, araka ny haren'ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin 'ny Fanahiny ny toe-panahinareo; mba hitoeran Kristy ao am-ponareo amin 'ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin 'ny fitiavana hianareo, mba hahaizanareo mbamin 'ny olona masina rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halaliny, ary hahalala ny fitiavan Kr/sty, izay mihoatra noho ny fahalalana, mba hamenoana anareo ho amin'ny fahafenoan'Andriamanitra rehetra. Ary ho an 'Izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika, ho Azy anie ny voninahitm (...). Amena." — Efes. 3:14-21.

 Aseho antsika eto ny halehiben'ny tanjona mety ho tratra eo amin'ny fiamana kristianina. Indrisy fa lavitra izany ny fiangonana ankehitriny! (...) Ny «izaho» - izany hatrany no miseho lany. (...) Rahoviana isika vao hifoha? Rahoviana vao ho tanteraka amintsika ny fanirian'i Kristy? — L, 179, 1902. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal