Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

FIANARANA FANAMPINY

Daty
Zoma 12 July 2024

Antso hoe: 'Avelao izahay; moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Jesôsy avy any Nazareta? Avy handringana anay va Hianao? Fantatro fa llay Masin’Andriamanitra Hianao.'

Samy nikorontana sy taitra avokoa ny olona. Niala teo amin'i Kristy ny sain'ny vahoaka ka tsy nohenoina intsony ny teniny. Izany no fikasan'i Satana tamin'ny nitarihany io hazany io tao amin'ny Synagoga. Notenenin'i Jesôsy ary ilay demonia hoe: 'Mangina hianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia nony namotraka azy teo afovoan'ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy.' (...) Ilay efa naharesy an'i Satana tany an-efitry ny fakam-panahy no indro mifanatrika indray tamin'ny fahavalony. Nampiasa ny heriny rehetra ilay demonia hitana ao ambany fifehezany ilay hazany. Ny mitsoaka ady eto dia fanomezana ny fandresena an'i Jesôsy. (...) Niteny tamim-pahefana anefa ny Mpamonjy ka nahafaka ny babo." - IFM, tt. 259, 260.

Teo ankilan'izany, dia nisahana asa fanompoana maro tokoa i Jesôsy, nifindrafindra toerana Izy ary saiky nifangaro tamin'ny olona maro mandrakariva. Ahoana no nihazonany toetra tony sy tsy azo nohozongozonina teo amin'ny asany sy teo anatrehan'ny olona? Tsy isalasalana fa noho ny fanandraman'ny fivavahana nananany isan'andro izany.

Mieritrereta fandaharam-potoana azonao ampiharina mikasika ny fivavahana sy ny fianarana ny Soratra Masina. Jereo izay mety aminao, ary manokàna fotoana hikolokoloana toe-tsaina tony eo ambany fitarihan'ny Fanahy sy ny Tenin'Andriamanitra.

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra

1. Resaho ao amin'ny kilasy ny momba ny vavaka sy ny antony maha-zava-dehibe izany eo amin'ny fiainana kristianina. Inona avy ireo fanontaniana apetraky ny olona mikasika ny tanjon'ny vavaka sy ny fahombiazan'izany?

2. Resaho ao amin'ny kilasy ny amin'ny toerana izay mety mahatsara kokoa ny tsy hilazalazana momba Izay inoantsika. Rahoviana no tokony hitandremana tahaka izany, ary ahoana no hitandremana kanefa tsy hanaovantsika marimaritra iraisana momba ny fijoroantsika ho vavolombelona?

3. Iza ireo "boka" eo amin'ny kolontsaina misy anao ankehitriny? Ahoana no hanatraran'ny fiangonana misy anao ireny olona ireny sy "hikasihany" azy mba hitondrana ny filazantsara ho eo amin'izy ireo?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana
Sun 16 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Mitory ny fisanganan’i Kristy tamin’ny maty.
Mon 17 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - I Kristy nitsangana tamin’ny maty, Ilay hany fanantenantsika .
Tue 18 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Kristy no santatra.
Wed 19 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Ny vatana hatsangana amin’i maty.
Thu 20 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Horesena ny fahafatesana.
Fri 21 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fianarana fanampiny.
Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny maha-zava-dehibe ny fitiavana.
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny ataon’ny Fitiavana.
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny tsy ataon’ny Fitiavana.
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fanoritsoritana an’i Jesôsy.
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Finoana, fanantenana ary fitiavana.
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 23 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Mon 24 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Tue 25 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Wed 26 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Thu 27 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -
Fri 28 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal