Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Fianarana fanampiny

Daty
Zoma 03 January 2025

Vakio ny Ellen G. White, “To Meet the Bridegroom,” ao amin’ny Christ’s Object Lessons, pejy 405–421.

Ellen G. White dia nilaza hoe: “Izy no haizin’ny tsy fahafantarana an’Andriamanitra manarona izao tontolo izao. Mihavery ny fahalalan’ny olona ny toetrany. Diso hevitra sy adino izy io. Amin’izao fotoana izao dia misy hafatra avy amin’Andriamanitra tokony havoaka, hafatra mazava amin’ny fiantraikany sy manavotra amin’ny heriny. Tsy maintsy aseho ny toetran’Andriamanitra. Amin’ny haizin’izao tontolo izao dia tokony hampisongadina ny mazava amin’ny voninahiny, ny fahatsarany, ny famindram-pony ary ny fahamarinany.” (Christ’s Object Lessons, pejy 415–416).

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra:

1- Raha nisy Andriamanitra nankahala antsika, ahoana ny fiainantsika?

Eritrereto ny fahasamihafana misy eo amin’izao tontolo izao misy fitiavan’Andriamanitra sy izao tontolo izao raha tsy tia antsika Izy.

2-Nahoana no misy diso hevitra maro momba ny toetran’Andriamanitra?

Ahoana no fomba ahafahanao manampy ny olona hahita mazava kokoa ny toetran’ny fitiavan’Andriamanitra?

3-Ahoana no hanehoana ny hafatra momba ny fitiavan’Andriamanitra amin’ireo tsy mahalala azy?

Inona no porofo azonao omena manaporofo ny tena fisian’ny fitiavany sy ny toetrany tsara?

4-Ny fitenenana momba ny fitiavan’Andriamanitra dia zavatra iray, fa ny fanaporofoana izany amin’ny fiainantsika dia zavatra hafa.

Inona ireo “asa masina” azonao atao mba hanehoana ny fitiavan’Andriamanitra amin’ny olona manodidina anao?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal