Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 2 : FITIAVANA MIORINA AMIN’NY FANEKENA - Fifandraisana misy fepetra.

Daty
Talata 07 January 2025

Miantso sy manasa ny olona rehetra Andriamanitra mba hanana fifamatoram-pitiavana ety dia ety Aminy (jereo ny Mat. 22:1-14). Anisan'ny fanekena izany antso izany ny fankatoavana ny baikon’Andriamanitra izay mandidy ny hitiavana Azy sy hitiavana ny hafa (jereo ny Mat. 22:37-39). Ny fahazoan'ny olona iray ireo tombontsoan'izany fifandraisana amin’Andriamanitra izany dia miankina amin'ny fanapahany hevitra amin-kalalahana ny handray na hanosi-bohon-tanana ny fitiavan'Andriamanitra.

Vakio ny Hôs. 9:15; Jer. 16:5; Rôm. 11:22 ary ny Joda 21. Inona no ampianarin'ireo andalan-tSoratra Masina ireo antsika momba ny mety handavan'ny olona na hamoizany ireo tombontsoan'ny fitiavan'Andriamanitra?

Averimberina ao amin'ireo toko sy andininy ireo sy any amin'ny hafa koa fa miankina amin'ny valiny asetrin'ny olombelona ny fitiavan'Andriamanitra ny fisitrahany ireo tombontsoan'ny fifamatoram-pitiavana Aminy. Aoka anefa isika tsy hanao fahadisoana ka hihevitra fa tsy tia ny olona intsony Andriamanitra. Araka izay efa hitantsika, dia mandrakizay ny Fitiavany. Ary na dia nilaza izao teny izao tamin'ny olony aza Izy ao amin'ny Hôs. 9:15: "Tsy ho tia azy intsony Aho", dia zava-dehibe ny hahatsiarovantsika fa aty aoriana kely ao amin'io boky io ihany no ilazany amin'izy ireo hoe: "ho tia azy tsy vozonana Aho" Hôs. 14:4. Tsy azo adika ny Hôs. 9:15 fa tapitra hatreo ny fitiavan'Andriamanitra ny vahoakany, azo antoka fa ny fepetran'ny lafin-javatra iray manokana na ny tombontsoan'ny fifamatoram-pitiavana amin'Andriamanitra no tondroin'izany. Ary zava-dehibe ho an'ny fitohizan'io fifandraisana io ny valiny asetrintsika izany Fitiavany izany.

"Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy." - Jao. 14:21. Tahaka izany koa no nanambaran'i Jesôsy tamin'ireo mpianany hoe: "ny Ray dia tia anareo satria hianareo efa tia Ahy, ary efa nino fa nivoaka avy tamin'ny Ray Aho." - Jao. 16:27.

Ampianarin'ireo andalan-teny ireo sy ny andalan-teny hafa antsika fa miankina amin'ny fanekentsika handray ny fitiavan'Andriamanitra (ao anatin'izany koa ny fetezana ho mpizara izany fitiavana izany) ny fihazonana ireo tombontsoan'ny fifandraisana mahavonjy Aminy. Averina manam-pahataperana ny indray, tsy midika izany tsy akory fa fitiavan'Andriamanitra. Tsy azontsika atao ny mampiato ny famirapiratan'ny masoandro nefa azontsika atao ny miafina tsy ho azon'ny tarany; tahaka izany koa, tsy misy na inona na inona azontsika atao mba hampiato ny fitiavan'Andriamanitra mandrakizay nefa mety hanosi-bohon-tanana ny fifandraisana Aminy isika ka hampisaraka ny tenantsika amin'izay azon'izany fifandraisana izany atolotra, indrindra ny teny fikasana momba ny fiainana mandrakizay.

Inona avy ireo fomba ahafahan'ny olona mahita sy miaina ny maha- zava-misy marina ny fitiavan'Andriamanitra, na hamaly fitia Azy izy ireo na tsia? Ahoana, ohatra, no anehoan'ny voary manontolo ny Fitiavany, na dia taorian'ny fahotana aza?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.
Sun 24 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Zava-mahavariana sy fakampanahy.
Mon 25 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ireo manda miaro ny fifandraisako amin’Andriamanitra.
Tue 26 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna.
Wed 27 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna sy ny Filazantsara.
Thu 28 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Mahafantatra ary manatanteraka.
Fri 29 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.
Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal