Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fanambarana ny andro sy ny ora hiavian'i Kristy

Daty
Alatsinainy 23 December 2024

"Fa ny amin'izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin'ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza afa-tsy ny Ray ihany." - Mat. 24:36.

Mofon’aina:
Re avy any an-danitra ny feon'Andriamanitra manam-bara ny andro sy ny ora hiavian'i Jesosy sy milaza ny fanekena mandrakizay amin'ny vahoakany. Tahaka ny firiatry ny kotro-baratra faran'izay mafy no firohondrohon'ny feony mamakivaky ny tany.

Nahafantatra izany feo izany ary nahatakatra izay voalazany ireo olona masina 144.000; ny ratsy fanahy kosa nihevitra fa kotroka sy horohoron-tany izany.

Mijoro mihaino ny Isiraelin' Andriamanitra sady miandrandra ny lanitra. Hazavain'ny voninahitr' Andriamanitra ny endriny ary mamirapiratra tahaka ny tavan'i Mosesy raha nidina avy tany Sinay izy. Tsy nahatanty ny hijery azy ireo ny ratsy fanahy. Ary rehefa tononina amin'ireo izay nanome voninahitra an'Andriamanitra tamin'ny nitandremany ny Sabatany ho masina ny fitahiana, dia misy antsom-pandresena manakoako mafy.

Manomboka amin'izay ny taon-jobily izay tokony hitsaharan'ny tany.

Fahazavana be voninahitra namirapiratra teo amin'izy in [olona masina]. Endrey ny hatsara tarehiny! Nisinda avokoa ny maril ny fitebitebena sy ny faharerahana t( aminy ka fahasalamana sy fahatsara tarehy no hita taratra teo amin't endriny. Ny fahavalony kosa, in mpanompo sampy, dia lavo tamin'T tany toy ny maty; tsy nahatanty fahazavana namirapiratra teo amin'in olona masina nafahana izy. Nitoet teo amin'izy ireo izany fahazavana voninahitra izany mandra-pahitana an Jesosy teo amin'ny rahon'ny lanitra.

Nahita rahona manjelanjelatra aho Jesosy no teo amboniny. Nipetraka tt amin'izany rahona izany, izay nitond: Azy niantsinanana Izy; teo no nisehoar voalohany indrindra tamin'ireo olor masina eto an-tany: ilay rahor kely mainty izay famantarana r Zanak'olona. Raha niala tao amin't efitra masina indrindra ka nankar atsinanana io rahona io, naharit andro vitsivitsy izany, dia niankohol teo an-tongotr'ireo olona masina r synagogan'i Satana. — Ma, t. 287

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal