Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 13: NY FITIAVANA NO FAHATANTERAHANA NY LALANA - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 28 March 2025

Vakio ny IFM, toko 70: "Ny kely indrindra amin'ny rahalahiko".

"Izay manompo ny hafa dia hotompoin'llay Mpiandry ondry Lehibe. Izy mihitsy no hisotro amin'ny rano velona, ka ho afa-po. Tsy haniry fanalana andro manaitaitra izy, na fiovana eo amin'ny fiainany. Ny foto-kevitra hahaliana azy dia ny hoe: 'ahoana ny hamonjena ny fanahy efa ho very?'. Hisy vokany ny fifandraisana eo amin'ny fiarahamonina. Hitarika ny fo hiray ny fitiavana ny Mpanavotra.

"Rehefa zava-misy amintsika ny maha-mpiara-miasa amin'Andriamanitra antsika, dia tsy hisy tsy firaihana eo amin'ny filazantsika ny teny fikasany. Handoro ao am-pontsika izany, ka hirehitra eo amin'ny molotsika. Raha nantsoina hanompo vahoaka kely fahalalana, tsy fehezin-dalána sy mpikomy i Mosesy, dia nomen'Andriamanitra azy ny teny fikasana hoe: 'Ny Tavako no handeha, dia hanome anao fitsaharana Aho'. Hoy koa Izy: 'Homba anao tokoa Aho' - Eks. 33:14; 3:12. lo teny fikasana io dia ho an'izay rehetra miasa mafy eo amin'ny toeran'i Kristy ho an'ny tra-pahoriana sy ny mijaly." - IFM, tt. 534,535. (ed. 2023).

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra

1. Vakio ny 1 Kôr. 13:4-8. Tokony ho karazan'olona manao ahoana isika araka ny 1 Kôr. 13?

2. Inona no mampiavaka ny ondry sy ny osy ao amin'ny Mat. 25:31-46? Ahoana no hahatakarantsika izay lazain'i Jesôsy eto, fa tsy mampianatra ny famonjena amin'ny alalan'ny asa izany?

3. Midika inona ho anao ny hoe "rehefa tia izao tontolo izao tahaka ny nitiavany azy isika, amin'izay dia tanteraka ho antsika ny asa nanirahana Azy. Vonona ho any an-danitra isika satria manana ny lanitra ao am-pontsika" (jereo ny Lesona Alakamisy)? Inona no ambaran'izany momba ny toetran'Andriamanitra sy ny lanitra mihitsy? Ahoana no hahatonga antsika hiaina toy ny olom-pirenen'ny lanitra dieny eto araka izany, ka hizara ny fitiavan'Andriamanitra amin'ny fitondrana fahazavana sy fanomezana rariny ny ampahorina?

4. Inona avy ireo fampiharana tokony hataon'ny fiangonana misy anao mba hanehoana fa zava-dehibe amin'Andriamanitra ny fitiavana sy ny rariny eo amin'ny fiarahamonina? Inona ny asa tsara ataonareo eo amin'ny fiarahamonina? Inona no ilainareo hatsaraina sy hifantohana bebe kokoa? Inona avy ireo dingana azon'ny tsirairay na ny besinimaro atao mba hampiharana ny lesona nianarantsika momba ny fitiavana sy ny fahamarinan'Andriamanitra?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal