Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fanorenana ho an'ny mandrakizay

Daty
Alahady 25 January 2026

 "Mba hitoeranareo marina, ka hatoky tsara amin 'izay rehetra mety ho sitrapon’ Andriamanitra. " – KM. 4:12.

Mofon’aina:
lay tsy manam-petra, izay hany nahay nampisy filaminana sy hatsaran-tarehy teo amin' izay nisy korontana sy haizina (...) dia mahay mampilefitra ny fo mpikomin'ny olombelona ka mampifanaraka ny fiainany amin'ny Sitrapon'Andriamanitra. ( ...)

Manorina toetra isan'andro isika, ary manorina ho an'ny mandrakizay. Irin'Andriamanitra ny hahatonga ny fiainantsika ho modely harahin'ny olona eto amin'izao tontolo izao ny amin'izay tokony hataony sy izay mety ho toetrany raha toa izy mankatô , ny filazantsaran' i Kristy. Andeha hapetratsika eo an-tanan'Andriamanitra ny amintsika mba hanaovany amintsika araka izay heveriny fa tsara indrindra.(…) "Ary sahan 'Andriamanitra sy trano arafitr 'Andriamanitra hianareo" — 1 Kôr. 3:9. Raha miara-manorina Aminy isika, dia hihakanto sy ho tsara rafitra hatrany, eo an-tanan'ilay Lehiben'ny Mpanorina ny asantsika, ary haharitra mandrakizay. (...)

Hoy i Kristy amintsika: "Koa amin 'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan 'ny Rainareo Izay any an-danitra." – Mat. 5:48. Izy no ohatra ho antsika. Nalemy fanahy sy nangoraka mandrakariva Izy nandritra ny fiainany teto an-tany. Mani-pofona mandrakariva ny hery miasa mangina avy Taminy, satria ao Aminy no misy ny fahatanterahan'ny fitiavana. Mamy hoditra sady tsy sarotra nifandraisana Izy, ary tsy mba nanao marimaritra iraisana tamin'ny ratsy mba hahazoana sitraka. Raha manana izany fahamarinana izany isika, dia ho tahaka Azy amin'ny hatsaram-panahy sy ny faharetann ary ny fitiavana tsy mihevitra ny an'hy tena. Moa ve isika tsy hipetraka eo amin'ny fahazavan'ny Fanatrehany ka haneho fahalemem-panahy eo ambany fahasoavany?

Andeha isika hanome voninahitra ny finoana ambarantsika fa tanantsika ka hanaingo ny fiainantsika amin'ny toetra tsara. Avy amin' i Satana ny fiteny sy ny fihetsika feno fahasiahana fa tsy avy amin'i Kristy. Moa ve isika hanala baraka an'i Kristy amin'ny fifikirana amin'ny kilema sy ny fahalementsika? Nampanantenai na antsika ny fahasoavany. Hanatsara ny fiainantsika izany raha raisintsika. (...) Hisolo ho fahatsaran-toetra sy fahatanterahana ny kilema. Ary ireo fahasoavana izay nameno fahatsaran-tarehy ny fiainan'i Kristy no hameno ny fiainantsika. RH, 14 Janoary 1904. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.
Sun 25 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Miasa hahatanteraka ny asan’Andriamanitra ao anatintsika isika.
Mon 26 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanazavana ao anatin’ny aizin’izao tontolo izao.
Tue 27 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanatitra velona.
Wed 28 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Voazaha toetra.
Thu 29 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - "Omeo voninahitra izay olona tahaka izany."
Fri 30 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fianarana fanampiny.
Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 17 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fampidirana.
Sun 18 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fisaratsarahana tany Filipy.
Mon 19 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny loharanon’ny firaisana.
Tue 20 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fanisian-javatra ao amin’ny atidoha sa fandidiana atidoha?
Wed 21 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny sain’ i Kristy.
Thu 22 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny zava-miafina ny amin’ny toe-pananahy araka an’Andriamanitra.
Fri 23 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fianarana fanampiny.
Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (68)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal