Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Iantefan’ny fitiavan’Andriamanitra mamy indrindra.

Daty
Sabotsy 03 October 2026

"Ao aminy no irafetan'ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo. Ary ao aminy no miaraka aorina koa hianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy." Efes. 2:21,22. 

Mofon’aina:    
Ny fiangonan'Andriamanitra velona, ho an'ny mambra tsirairay, dia fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy, mba hahatonga ny olona ho tempoly mirafitra tsara, vonona handray ny Fanahy Masin'Andriamanitra, ary mba hitoetra ao amin'ny ati-fanahiny lalina ny Tompo Jesôsy Kristy, ka hanamendrika sy hanamasina ny maha olona amin'ny alalan'ireo toetra maha Andriarnanitra Azy. — Ms, 193, 1898.

Ny fiangonan'i Kristy, dia natao ho eto amin'izao tontolo izao, saingy tsy avy amin'izao tontolo izao. Ny niantsoany ny vahoakany hitambatra ho fiangonana, dia ny hahatonga azy ireo ho ankohonana kristianina iray, izay miomana isan'andro ho tonga isan'ilay ankohonana any am bony.

Araka izany, atambatr’ Andriamanitra ho vatana iray ny mpino, amin'ny alalan'ny Teniny, mba ho fitahiana ho an'ny tsirairay sy ho an'izao tontolo izao ny hery miasa mangina avy aminy. Ny mambra tsirairay niova fo dia ahitana fiovan-toetra, ary tohanan'ny herim-po sy ny finoan'ny rehetra. Ho tonga rantsana matanjaka ao amin'ny tenan'i Kristy ny olo-masina malemy indrindra raha mino an'i Kristy, ary raha manetry tena sy miantehitra amin'Andriamanitra; ma nan-jo amin' ireo tombontsoa rehetra amin'ny maha zanak'Andriamanitra azy mantsy izy. — Ms, 157, 1899.

Ny fiangonana no iantefan'ny fiahiana sy ny fitiavan'Andriamanitra mamy indrindra. Haneho ny toetrany amin'ny alalan'ny mambra Izy, raha avelan'izy ireo. Hoy Izy: "Hianareo no fahazavan’izao tontolo izao. " Hita eo amin'ny fiainan'izay miara-mandeha sy miresaka amin'Andriamanitra ny fahalemem-panahin'i Kristy, ny fandeferana, ny fifehezan-tena, sy ny fahavononana masina (...). Voaisotra ireo toetra melomeloka ao aminy eo am-pandrosoany mankany an-danitra (...). Miasa ao amin'ny saina sy ny fony ny Fanahy Masina, izay feno fahasoavana sy hery. — Ms, 63, 1901.

Tanjon'i Kristy ny hisian'ny rivo-piainana ara-panahy, feno fahazavana sy fiadanana manodidina ny Kristianina tsirairay. Azon' Andriamanitra ampiasaina amin'ny fomba tsy misy fetra ny olona izay mahafoy ny "izaho" ka manome toerana ho an'ny Fanahy Masina hiasa ao am-pony, sy manokana ny fiainany ho an'Andriamanitra. — RH, 30 Avrily 1908. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana
Sun 15 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny Baiboly no manazava ny tenany.
Mon 16 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-tantara sy ara-kolon-tsaina.
Tue 17 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-literatiora.
Wed 18 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny hevitry ny lahatsoratra.
Thu 19 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Famelabelarana ara-tsoratra Masina.
Fri 20 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Mamaky ny Bokin’i ELLEN G. WHITE.
Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fampidirana.
Sun 08 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Tezitra tamin’ny mpitondra hafatr’Andriamanitra.
Mon 09 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 1).
Tue 10 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 2).
Wed 11 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fihatsarambelatsihy.
Thu 12 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Ho fananarana antsika.
Fri 13 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Naharay sy nampita hafatra.
Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana
Sun 22 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Mon 23 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Tue 24 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Wed 25 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Thu 26 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Fri 27 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Sat 28 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal