Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ho an'ny lehilahy iray monja

Daty
Alahady 28 July 2024

« Ary  nisy anjelin 'ny Toinpo nilaza tamin’i Filipo ka nanao hoe: Mitsangana, ka mandehana mianatsimo ho any amin lalana midina avv any Jerosalema mankany Gaza, dia efitra izany. Dia nitsangana izy ka lasa nandeha." Asa. 8:26,27. 

Mofon’aina:
Mariho ny ezaka mafy atao ho an'ny lehilaby iray fotsiny ihany, lehilahy Etiopianina. °lona tsara lain sy nanan-kery miasa mangina tamidny maro izy [lehilahy Etiopianina]. Hitan'Andriamanitra fa rehefa voaova fa izy dia hanome ny fahazavana noraisiny amin' ny hafa, ka hisy hery lehibe hiasa mangina ho an'ny filazantsara avy aminy. Niandry ity mpikatsaka fahazavana ity ny anjelidAndriamanitra, ka voatarika ho eo amin'ny Mpamonjy izy. Nentin'ny Tompo hifandray aniin'ny olona iray izay afaka hitarika azy eo amin'ny mazava tamin'ny alalan'ny asadny Fanahy Masina izy. Voatarika ho eo amin' ilay Etiopianina i Filipo ka nanazava taminy ny faminaniana izay novakiny: "Andeha manatona, hoy ny Fanahy, ka mankanesa amin'io kalesy k?'. (...) Nangitakitaka sy liana ny fon-dralehilahy raha nohazavaina taminy ny Soratra MAsina-, ary rehefa vita ny fampianaran'ilay mpianatra, dia vonona handray ny fahazavana nomena ilay tandapa. Tsy nataony ho antony handavana ny filazantsara ny toerana ambony notanany teo amin'izao tontolo izao. ( ... ) 

Mampiseho antokon 'olona maro izay mila ampianaridny misionera toa an'i Filipo io Etiopianina io — olona izay handre ny feon'Andriarnanitra ka handeha any amidizay hanirahana azy. Misy olona maro mamaky ny Soratra Masina izay tsy mahazo ny tena maha-zava-dehibe azy. Manerana an'izao tontolo izao dia misy lehilahy sy vehivavy manopy maso miandrandra ny lanitra. Tonom-bavaka sy ranomaso ary fanontaniana no mianatra avy amin'ny fanahy fend faniriana milady fahazavana, fahasoavan'ny Fanahy Masina. Maro no eo arnin'ny tokonam-baravaran'ny fanjakana miandry fotsiny ny hangonina ho ao. Nisy anjely nitarika an'i Filipo ho eo amin'ny anankiray nitady fahazavana sy vonona handray ny filazantsara. Ary ankehitriny, ny anjely dia hitarika ny dian'ny mpiasa izay liamela ny Fanahy Masina hanamasina ny lelany sy hanamboatra ary hanandratra ny fony. Ilay naniraka an'i Filipo ho any amin' ny tandapa Etiopianina, an'i Petera ho any amin'ny kapiteny Romana, sy an'ilay zazavavy kely isiraelita babo hanampy an'i Namana, ilay kapiteny syriana, dia maniraka lehilahy sy vehivavy sy tanora ankehitriny ho solontenany eo amin'ireo izay mila fanampiana sy fitarihana avy amin'Andriamanitra. — CC, t. 332,

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 28 Feb 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fampidirana.
Sun 01 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahalalany.
Mon 02 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Mamaka sy mitombo ao amin’i Kristy.
Tue 03 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Nofantsihana teo Amin’ny hazo fijaliana.
Wed 04 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Tandindona sa tena izy?
Thu 05 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Didin’olombelona.
Fri 06 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fianarana fanampiny
Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal