Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

June 2024

Velomy mandrakariva ny fitiavana

"Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo. Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, ary aza sosotra aminy." - Kôl. 3:18,19. 

Mofon’aina:

Zahan-toetra ny fitiavan-komana

"Fa asiako mafy ny tenako ho mangana ka andevoziko, fandrao, na dia efa nitory tamin'ny sasany aza aho, dia holavina kosa ny tenako." - 1 Kôr. 9:27. 

Mofon'aina:

IZA NO IANKOHOFANTSIKA? IZA NO IANKOHOFANTSIKA?

Amin'ny andro farany, dia hiseho amin'ny fomba manaitra ny fifanandrinana lehibe mahakasika ny fiankohofana. Moa ve isika miankohoka amin'ny Mpamorona, sa miankohoka amin'ny bibidia sy ny sariny?

VOAISY TOMBOKASE HO AN'NY LANITRA 

Ao anatin'ny fotoan-tsarotra ho avy izay mahakasika ny fiankohofana, dia tsy hanaiky ho resin'ny fanerena ataon'izao tontolo izao ireo vahoakan'Andriamanitra mahatoky (Apôk. 14:12). Ny Fanahy Masina no nanisy tombokase azy ireo (Efes. 4:30), ary tsy ho voahozongozona izy. Tamin'ny andro fahiny, ny tombokase dia nanamafy ny fahamarinan'ny antontan-taratasy Ofisialy iray. Marika miavaka sy an'ny tompony manokana izany.

FAHATOKIANA AMIN'ANDRIAMANITRA SY NY TENINY

Vakio ny Ohab. 23:23; Jao. 8:32 ary ny Jao. 17:17. Inona no iraisan'ireo andalan-teny ireo?

IREO TOE-JAVATRA FARANY EO AMIN'NY TANTARAN'NY TANY 

Hodinihina mandritra ny herinandro: Jao. 8:32; Ezek. 20:12, 20; Apôk. 7:1, 2; Apôk. 14:1; Joe. 2:21-24; Hôs. 6:3; Jak. 5:7, 8; Apôk. 18:1-4.

Tsianjery: "Vidio ny marina, ka aza amidy, dia ny fahendrena sy ny fananarana ary ny fahazavan-tsaina."- Ohab. 23:23.

FIANARANA FANAMPINY

Mampahatsiahy ny Dan. 3 ny fiankohofana amin'ny bibidia sy ny sariny, raha nandray baiko avy tamin'ny mpanjakan'i Babilona i Sadraka sy i Mesaka ary i Abednego ny hiankohofany manoloana ny sary iray vita amin'ny volamena raha tsy izany dia hatsipy ao anatin'ny Iafaoro misy afo mirehitra izy. Babilôna fahiny sy Babilôna moderina — ny fiankohofana no lohahevitra eto. Ny tena fiankohofana marina dia avy amin'ny saina ampianarin'ny Tenin'Andriamanitra, avy amin'ny fanahy voaovan'ny fitiavany sy ny fo feno ny Fanahy.

ILAY BIBIDIA NIAKATRA AVY AMIN’NY TANY

Vakio ny Apôk . 13:11-18. Inona ny maha-samy hafa io bibidia faharoa io amin'ilay bibidia voalohany ao amin'ny Apôk . 13?

MAMANTATRA NY BIBIDIA: FIZARANA 2 

Tsy miankohoka amin'ny bibidia ny vahoakan'Andriamanitra fa mahita ny fifaliany lehibe indrindra sy ny fahafinaretany ambony indrindra amin'ny fiankohofana Aminy. Avy amin'ny fony feno fitiavana no ipoiran'ny fankatoavany. Manolo-tena ho Azy izy ireo satria fantany ny fanoloran-tena nataon'Andriamanitra taminy.

Vakio ny Apôk. 13:5. Soraty eo amin'ny tsipika eo ambany izany toetra mampiavaka izany.

MAMANTATRA NY BIBIDIA: FIZARANA 1

Apôk. 13:1,2. Avy taiza no nipoiran'ilay bibidia ary iza no manome fahefana azy?

Pagination

  • Previous page
  • 4
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • June 2026 (38)
  • July 2026 (77)
  • August 2026 (52)
  • September 2026 (52)
  • October 2026 (33)

Pagination

  • Previous page
  • 4
Powered by Drupal