Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fampidirana

Daty
Sabotsy 23 December 2023

Mahatonga fisaintsainana momba ny farany ny bokin'ny Apokalipsy. Ny momba ny ady ifanandrinan'ny Jesosy sy Satana no ivon'io boky io. Verin'i Satana ara-dalàna ny fahefany teto an- tany ary manenjika ireo izay mitoetra ho mahatoky amin' Andriamanitra izy ankehitriny. Ny fiverenan'i Jesôsy hanafaka ny zanany no mamarana ny boky, dia ireo zanany marina mbola velona sy ireo mahatoky izay maty hatramin'ny fahalavoan'i Adama sy i Eva. Manambara amintsika ny fandringanana an'i Satana sy ny ratsy fanahy amin'ny alalan'ny afo koa ny boky ary ny fametrahan'i Jesosy ny fanjakany mandrakizay eto amin'ny tany nohavaozina.

Ireo mpandinika ny Apokalipsy dia mikaroka amin- kafanam-po ary miezaka mamantatra ireo famantarana sy ireo toe-javatra voalaza mialoha izay manamarika ny tantaran'ny fiangonana nanomboka tamin'ny taonjato voalohany taorian'i Kristy ka hatramin'izao andro farany misy antsika izao. Ary tsy misy mahadiso azy ireo tokoa amin'izany.

Kanefa ho hitantsika amin'ity lesona farany amin'ny telovolana ity fa ny Apokalipsy dia boky misiônera mifantoka amina Andriamanitra misionera izay miantso antsika ho fiangonana misionera. Hisy hatrany ny fiantsoana antsika hanambara ny "fahamarinana ankehitriny" amin'izao tontolo izao mandra- panaon'ny olona tsirairay safidy hanaraka na hanohitra an' Andriamanitra.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -
Sat 21 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal