Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 03 January 2026

Hodinihantsika mandritry ny  herinandro: Fil. 1:1-18; 1 Kôr. 13:1-8; Jer. 17:9; Kol. 1:1-12; 1 Pet. 1:4; Sal. 119:105; Isa. 30:21. 

Tsianjery: Any matoky indrindra aho fa izay nanomboka asa tsara tao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavininy andron'i Jesôsy Kristy." - Fil. 1:6 

Ninian'i Paoly natomboka tamin'ny teny fiarahabana sy fisaorana ny epistily nosoratany. "Mamangy ny olona masina any Kolosia, dia ny rahalahy mahatoky ao Kristy: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika. Misaotra an'Andriamanitra, Rain't Jesosy Kristy Tompontsika, izahay amin'ny fangatahanay mandrakariva ho anareo." - ô61. 1:2,3.

Tahaka an'i Paoly, dia maro koa nyzavatratokonyhahavelom-pisaorana antsika. Efa niaina fanandramana lalina maro mikasika ny fahasoavan'Andriamanitra isika, tamin'ny fomba izay na ny anjely aza dia tsy afaka ny hahatakatra azy. Tahaka izany koa ny amin'ny fiadanana (na fihavanana) avy amin'Andriamanitra, izay sady mampihavana antsika Aminy no manome antsika fanantenana avy amin'ny Fitiavany.

Afaka manome sy maneho fitiavana amin'ny hafa isika, amin'ny maha olona antsika, ary manantena fa hankasitraka ny zavatra ataontsika ho azy izy ireo. Ny ray aman-dreny dia mivavaka mba ho tia an'Andriamanitra ny zanany ary koa hankasitraka any aoriana any, raha toa tsy amin'izao fotoana izao, ny fahafoizan-tena lehibe nataony mba hanome ny fitaizana tsara indrindra azony atolotra azy. Amin'ny maha-olona antsika anefa, dia manao fahadisoana marobe isika ary mandray lesona avy amin'izany (na hoe tokony handray lesona avy amin'izany farafahakeliny).

Hodinihintsika mandritra ity herinandro ity ny teny fanombohana feno fisaorana sy ny vavaka nataon'i Paoly ao amin'ny epistily nosoratany ho an'ny Filipianina sy ny Kolosianina, izay mety hanatsara kokoa sy hampahatanjaka ny fiainam-bavatsika. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal