Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 3: NY AO AMBADIKY NY TANTARA - Fianarana fanampiny

Daty
Zoma 18 October 2024

Vakio ny "Amintsika Andriamanitra", toko voalohany ao amin'ny IFM.

"Efa nisy hatramin'ny fahagola I Jesôsy Kristy Tompo, Ilay Zanak'Andriamanitra, Persona miavaka mihitsy, kanefa iray tamin'ny Ray. Izy no voninahitry ny lanitra izay manan-tombo. Izy no Komandin'ireo anjelin'ny lanitra, ary raisiny ho zony ny fanajana feno fiankohofana ataon'ireo anjely. Tsy fandrobana an'Andriamanitra tsy akory izany." [Ohab. 8:22-27].

Misy fahazavana sy voninahitry ao amin'ny fahamarinana momba ny maha-iray an'i Kristy amin'ny Ray talohan'ny nanorenana an'izao tontolo izao. Fahazavana izay mamirapiratra ao amin'ny haizina izany, izay mahatonga izany hamirapiratry ny voninahitr'Andriamanitra izay nisy tany am-piandohana. lo fahamarinana io, izay mirakitra zava-miafina tsy hita fetra ao aminy, dia manazava fahamarinana hafa izay feno zava-miafina sy tsy azo hazavaina amin'ny fomba hafa, raha voafono ao anatin'ny fahazavana tsy azo atonina sy tsy takatry ny saina izany." - SDABC, b. 5, t. 1126.

"Hoy Jesôsy hoe: 'Ary izaho, raha asandratra hiala amin'ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy.' Tsy maintsy ampahafantarina ny mpanota, fa Kristy no IIay Mpamonjy izay maty noho ny fahotan'izao tontolo izao. Ary raha mibanjina nay Zanak'Ondrin'Andriamanitra eo ambonin'ny hazo fijaliana any Kalvary isika dia hiantomboka hivelatra ao an-tsaintsika ny zava-miafina ny amin'ny fanavotana ary ny hatsaran'Andriamanitra hitarika antsika ho amin'ny fibebahana. Tamin'ny nahafatesany ho an'ny mpanota no nanehoan'i Kristy fitiavana tsy takatry ny saina. Ary ny fibanjinan'ny mpanota izany fitiavana izany no manohina ny fony sy manaitra ny sainy ary mampibebaka azy marina amin'ny fanahiny. (...) Kanefa azo lazaina fa izay miezaka mafy hihatsara, noho ny faniriany fatratra hanao ny marina, dia ny herin'i Kristy no mitarika azy. Hery izay tsy noeritreretiny akory no miasa ao amin'ny fanahiny, ka dia tonga tsara ny fitondran-tena miseho eo ivelany. Ary arakaraka ny itarihan'i Kristy azy hiandrandra ny hazo fijaliana sy hibanjina Azy izay nolefonin'ny fahotan'ny mpanota, dia amin'izay ny didy no hiteny amin'ny fieritreretany." - DHK, tt. 29, 30, ed. 2018.

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra: 
1. Nahoana i Jaona no nanomboka ny filazantsarany tamin'ny firesahana momba ny maha-Mpamorona an'i Jesôsy? Inona no ambaran'izany amintsika momba ny Ianjan'ny Famoronana eo amin'ny teolojia rehetra? Nahoana, araka izany, no zava-dehibe ny fahatakarantsika araka ny tokony ho izy ny Famoronana, araka izay anambaran'ny Soratra Masina azy?

2. Saintsaino bebe kokoa ny fanontaniana napetraka tamin'ny fiafaran'ny fizarana Alahady. lnona no ho niseho raha toa tsy Ilay Andriamanitra mandrakizay no maty teo amin'ny hazo fijaliana fa voary nohariana? lnona no ho verintsika raha toa Jesôsy tsy Andriamanitra mandrakizay? 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Fri 15 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal