Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 4 : NY FIRENENA REHETRA: FIZARANA I - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 19 April 2025

Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 10:1-12; Gen. 12:1-9; 1 Sam. 8:4-18; Mat. 20:25-28; Apôk. 18:1-4.

Tsianjery: "Ary nomena fanapahana sy voninahitra ary fanjakana Izy, mba hanompoan'ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra Azy; ny fanapahany dia fanapahana mandrakizay ka tsy ho tapaka, ary ny fanjakany tsy ho rava." - Dan. 7:14.

Mampiseho ny vahaolana entin'Andriamanitra ho an'izao tontolo izao lavo ny bokin'ny Apôkalipsy. Hita ao amin'ireo toko farany fa afaka hiverina eo amin'ny hazon'aina indray ny olona, afaka ny ozona, ary ho afaka hifanatrika amin'Andriamanitra indray isika. Amin'ny lafiny iray, ny Apôkalipsy dia toy ny bokin'ny Genesisy mivadika, ary izany no mahatonga ny Genesisy hanan-danja lehibe amin'ny fahatakarana ny fomba nipoiran'ny olana teto amin'izao tontolo izao tany am-boalohany.

Anisan'ny olana lehibe voalaza ao amin'ny Daniela sy ny Apôkalipsy ny fitondram-panjakana eto an-tany; mifandimby manao izay hifehezana ny tany manontolo ny olombelona, nefa Andriamanitra no tompon'izany ara-dalana. Rehefa mifarana mandrakizay ity vanim-potoana mahatsiravin'ny fahotana sy ny fikomiana ity, dia hanjaka amim-pahamarinana amin'izay Andriamanitra.

Dingana maro vao ho tonga amin'io fotoana io; misy arivo taona maro nanandraman'ny olombelona ny fitondram-panjakan'ny tenany. Tsy nahomby velively anefa izany; na ireo izay naneho ny idealy ambony indrindra aza dia tsy nahatratra izany idealy izany, ary matetika no tena lavitra izany mihitsy. Ny tantara mampalahelon'ny olombelona ankapobeny nandritra ny arivo taona maro, dia tsy inona fa tantara mahonenan'ny fiantraikan'ireo rafitra tsy nahomby ireo teo amintsika. Ary mainka hiharatsy aza izany mandra-piorin'ilay "fanjakana mandrakizain'Andriamanitra" (Dan. 7:27) amin'ny farany.

*Famerenana ny lesona ny sabata 26 Aprily.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal