Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 7: NY OLAN’NY FAHARATSIANA - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 08 February 2025

Hodinihina mandritra ny herinandro: Joba 30:26; Mat. 27:46; Joba 38:1-12; Sal. 73; Gen. 2:16,17; Apôk. 21:3,4.

Tsianjery:

"Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha." - Apôk . 21:4.

Ny olan'ny faharatsiana no azo heverina ho olana lehibe indrindra atrehin'ny fivavahana kristianina. ahoana no ahazoana an-tsaina ny hoe: Andriamanitra dia fitiavana ary manana ny fahatsarana tonga lafatra, kanefa misy ny faharatsiana eto amin'izao tontolo izao? Izany hoe, raha tonga lafatra sy mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra, nahoana no misy ny ratsy, sady toa manjaka tokoa?

Tsy resaka fotsiny izany olana izany fa tena manahiran-tsaina ny maro ary manakana ny sasany tsy hanatona an'Andriamanitra aza mba hahafantarany sy hitiavany Azy.

"Mahatonga fahaverezan-kevitra lehibe ho an'ny saina maro ny niavian'ny fahotana sy ny anton'ny fisiany. Hitany ny asan'ny ratsy, miaraka amin'ny vokany mahatsiravina dia loza sy faharavana, ka velom-panontaniana izy ny amin'ny fomba mety hisian'izany eo ambany fanapahan'llay Anankiray tsy voafetra amin'ny fahendrena, ny hery sy ny fitiavana. Zava-miafina tsy ahitany fanazavana izany." - HM, t. 509.

Ateista (ireo tsy mino ny fisiana Andriamanitra) maro no manao io olan'ny faharatsiana io ho anton'ny maha-ateista azy. Kanefa ho hitantsika mandritra ity herinandro ity sy ireo herinandro ho avy fa llay Andriamanitra ao amin'ny Baiboly dia Andriamanitra tsara tanteraka, tsy misy aloky ny ratsy ao Aminy, ary azontsika itokiana Izy na eo aza ny faharatsiana izay manenika ity tontolontsika lavo ity.

*Famerenana ny lesona ny sabata 15 Febroary.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal