Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 7 : SAMBATRA IZAY MINO - Fampidirana

Daty
Sabotsy 09 November 2024

SABATA HARIVA
Hodinihana mandritra ny herinandro: Jao. 8:54-58; Gen. 12:3; Ram. 4:1-5; Jao. 12:1-8; Jao. 19:4-22; Jao. 20:19-31; Dan. 2; Dan. 7.

Tsianjery: "Hoy Jesôsy taminy: satria nahita Ahy hianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino." - Jao. 20:29 

Olona isan-karazany no hita manerana ny filazantsaran'i Jaona, olona samy manana ny fiaviany sy ny finoany ary ny fanandramany - izay mijoro ho vavolombelona ny amin'i Jesôsy .

 "Indro ny Zanak’ondrin'Andriamanitra- Jao. 1:36. "Efa nahita ny Mesia izahay' - Jao. 1:41. "Efa hitanay Ilay nosoratan'i Mosesy" - Jao. 1:45. "Raby ô , Hianao no Zanak'Andriamanitra; Hianao no Mpanjakan'ny Isiraely." - Jao. 1:49. "lzao angaha no Kristy?" - Jao. 4:29. "Ny tenanay no mandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao." - Jao. 4:42. "Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay." - Jao. 6:68. "(...) mino aho fa Hianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra, Ilay ho tonga amin'izao tontolo izao." - Jao. 11:27. "(...) jamba aho teo aloha, fa mahiratra aho izao." -Jao. 9:25. indro ny Mpanjakanareo - Jao. 19:14. "(...) izaho tsy mahita izay helony' - Jao. 19:6. "Tompoko sy Andriamanitro - Jao. 20:28.

Iza ny sasany tamin'ireo olona ireo, ary inona no antony nijoroany ho vavolombelona momba an'i Jesôsy tahaka izay nataony?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Feb 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fampidirana.
Sun 01 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahalalany.
Mon 02 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Mamaka sy mitombo ao amin’i Kristy.
Tue 03 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Nofantsihana teo Amin’ny hazo fijaliana.
Wed 04 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Tandindona sa tena izy?
Thu 05 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Didin’olombelona.
Fri 06 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fianarana fanampiny

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fampidirana.
Sun 22 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fahiny (…) tamin’ny fanaovan-dratsy, (…) no efa nampihavaniny ankehitriny.
Mon 23 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Raha maharitra amin’ny finoana hianareo.
Tue 24 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Drafitra mandrakizain’Andriamanitra.
Wed 25 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Zava-miafin’Andriamanitra nampahafantarina.
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ -
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Ny herin’ny Filazantsara.
Fri 27 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal