Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 7 : SAMBATRA IZAY MINO - Fianarana fanampiny

Daty
Zoma 15 November 2024

Vakio "Ny Nanaterana an'i Isaka ho Fanatitra", toko faha- 13 ao amin'ny PM ary ny "Tao amin'ny fitsaran'i Pilato" ao amin'ny IFM, toko faha-77.

Niankohoka teo an-tongotr'i Jesôsy i Tômasy ka niantsoantso hoe: "Tompoko sy Andriamanitro!"

"Noraisin'i Jesôsy ny fiaikena nataony, nefa niteny azy mora ny amin'ny tsy finoany Izy: 'Ry Tomasy, satria nahita Ahy hianao, dia nino, sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. Nety ho nahafinaritra an'i Kristy bebe kokoa ny finoan'i Tomasy raha nety nino izy noho ny fanambarana nataon'ny rahalahiny. Raha manaraka ny ohatra nomen'i Tomasy izao tontolo izao ankehitriny, dia tsy hisy hino ho amin'ny famonjena:

Maro no mirona ho amin'ny fisalasalana ka manala tsiny ny tenany amin'ny filazana fa raha nanana ny porofo noraisin'i Tomasy avy amin'ny namany izy, dia hino. Tsy tsapany fa tsy io porofo io ihany no ananany, fa mihoatra lavitra noho izany. Maro no tahaka an'i Tomasy, miandry ny hialan'izay rehetra mampisalasala azy, izay tsy hahatsapa na oviana na oviana izay ilainy. Mihamitombo miandalana ny tsy finoany. Izay mitaiza ny tenany hijery ny lafiratsin'ny zavatra, ka mimenomenona sy mitaraina dia tsy mahalala izay ataony. Mamafy voan'ny tsy finoana izy, ka hanana vokatry ny fisalasalana hojinjana. Amin'ny fotoana izay tena ilana ny finoana sy ny fahatokiana, dia maro no hahita fa tsy manan-kery hanantenana sy hinoana izy." IFM, t. 669, ed. 2023.

Fanontaniana ifanakalozan-kevitra:

1. Inona ny fahasamihafana manan-danja eo amin'ny fanehoan'i Abrahama ny finoany sy ny fanehoan'i Tômasy izany? Inona ny lesona azontsika sintonina avy amin'ny tantaran'izy ireo?

2. Omeo fotoana hanaovany fijoroana ho vavolombelona momba an'i Jesôsy , tahaka izay hitantsika ataon'ny olona ao amin'ny filazantsaran'i Jaona, izay maniry hanao izany, ao amin'ny kilasy. Na dia samy hafa aza ny tantara, inona no ambaran'ny olona, ary ahoana ny fijoroana ho vavolombelona ataony mikasika ilay Andriamanitra iray ihany izay tompointsika?

3. Nametraka fanontaniana lalina i Pilato: "Inona no marina?" Valio araka izay lesona nianarantsika tao amin'ny filazantsaran'i Jaona io fanontaniana io.

4. Jereo ireo faminaniana ao amin'ny Dan. 2 sy 7. Raha ireo toko roa ireo ihany no nananan'ireo tamin'ny andron'i Jesôsy, inona kosa ny tombontsoa lehibe ananantsika ankehitriny, mahakasika ny fahitana ny fahatanterahan'ireo faminaniana ireo, izay manome antony iray hafa hinoantsika?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.
Sun 24 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Zava-mahavariana sy fakampanahy.
Mon 25 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ireo manda miaro ny fifandraisako amin’Andriamanitra.
Tue 26 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna.
Wed 27 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna sy ny Filazantsara.
Thu 28 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Mahafantatra ary manatanteraka.
Fri 29 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.
Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 16 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fampidirana.
Sun 17 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Omeo famantarana fotsiny.
Mon 18 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Tue 19 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Wed 20 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ohatra amin’ny finoana.
Thu 21 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ny finoana an’i Jesôsy.
Fri 22 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fianarana fanampiny.
Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal