Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 8: MANANA FINOANA - Ohatra amin’ny finoana.

Daty
Alarobia 20 May 2026

Anio, manokana fotoana handinihana ny Heb. 11. Vakio amin'ny feo mafy hatramin'ny farany aloha izany. Avy eo, vakio fanindroany, ary raiso an-tsoratra ny hevitrao momba ny valin'ireto fanontaniana manaraka ireto: 

• Vakio indray ny and. 1. lnona no antenainao ho an'ny anio nefa tsy mbola hitanao?

• inona no anjara asan'ny finoana eo amin'ny fijoroanao ho vavolombelona sy ny fiovam-ponao?

• Vakio indray ny and. 3. Nahoana, amin'ny lafiny maro, no tokony ho ny fisian'Andriamanitra Mpahary no zavatra mora inoana indrindra? 
• Vakio ny and. 6, ary storaty amin'ny fiteninao manokana ny hafatra ao. Ny and. 7-40 dia mamelabelatra ny fiainan'ireo olona samy hafa ao amin'ny Baiboly. Nahoana ny finoana no antony fototra mamaritra ny hamafin'ny fifandraisan'ireo olona ireo amin'Andriamanitra?

Ny fahafantarana an'Andriamanitra sy ny fananana fifandraisana velona sy matanjaka Aminy dia mitaky finoana. Ahoana no hanatanjahanao ny finoanao na hampaherezanao ()Iona iray izay mihozongozona ny finoany? Ireto misy hevitra vitsivitsy:

Mahery ny finoana na kely (tahaka ny voan-tsinapy) aza, ary izay ihany no ilainao mba hikolokoloana ny fifandraisanao amin'Andriamanitra (Mat. 17:20).

Avy amin'ny fihainoana an'Andriamanitra miteny amintsika ao amin'ny Teniny, ny Baiboly, ny finoana (Rom. 10:17). Manokana fotoana handinihana isan'andro ny Baiboly sy hivavahana.

Angataho Andriamanitra hampitombo ny finoanao (Lio. 17:5). Tahaka Pay raim-pianakaviana nankeo amin'i Jesosy niaraka tamin'ny zanany nitoeran'ny fanahy ratsy, dia azontsika atao ny miaiky ny tsy finoantsika ary mangataka amin'Andriamanitra mba hampitombo ny finoantsika (Mar. 9:24).

Mety ho ao anatintsika avokoa ny finoana sy ny fisalasalana (Mar. 9:24). Aza rniala amin'Andriamanitra satria hoe misy mampisalasala anao fotsiny. Raha ny marina, zava-dehibe ny miasa "amin'ny tahotra sy ny hovitra hahatanteraka ny famonjena" antsika (Fil. 2:12-16), sy ny manana finoana anao manokana fa tsy hindrana na hiantehitra amin'ny an'ny hafa, tahaka ny nataon'ireo virjiny dimy adala (Mat. 25:8).

Valio ny antson'ny Fanahy Masina ary mangataha babe kokoa Aminy eo amin'ny fiainanao. 

Asehoy ny finoanao. Tsarovy fa ny finoana dia tsy fihetseham-po, fa fanapahan-kevitra hino. Tsarovy fa na dia ao anatin'ny haizina aza, ka tsy mahita Azy ianao, dia eo Andriamanitra (2 Kan 5:7). 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal