Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 8 : NY SAFIDY MALALAKA, NY FITIAVANA, ARY NY FITANTANAN'ANDRIAMANITRA - Fampidirana

Daty
Sabotsy 15 February 2025

Hodinihina mandritra ny herinandro:

Lio. 13:34; Jer. 32:17-20; Heb. 1:3; Deo. 6:4,5; Efes. 1:9-11; Jao. 16:33.

Tsianjery: "Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao." - Jao. 16:33

Fitantanan'Andriamanitra no teny hoenti-manoritsoritra ny asa ataon’Andriamanitra eto amin'izao tontolo izao. Mampisy fahasamihafana lehibe eo amin'ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra ny fihevitsika momba ny fitantanany. Misy fiantraikany eo amin'ny fifandraisantsika amin'ny hafa koa izany ary eo amin'ny fiheverantsika momba ny olan'ny faharatsiana.

Samy hafa ny fahatakaran'ny Kristianina ny atao hoe fitantanan'Andriamanitra. Misy ireo izay mino fa mampihatra ny fahefany amin'ny fomba izay mamaritra ny toe-javatra rehetra hiseho araka ny fisehony Andriamanitra. Inoan'izy ireo fa fidiny mihitsy aza izay ho voavonjy sy izay ho very! Raha izany fomba fijery izany dia tsy manana fahafahana misafidy afa-tsy izay efa nofaritan'Andritamanitra sy nodidiany ny olona. Ny olona izay mino izany dia manao tohan-kevitra fa na ny fanirian'ny olombelona aza dia Andriamanitra no mamaritra azy.

Mifanohitra amin'izany kosa ny porofo goavana asehon'ny Baiboly izay manambara fa tsy mamaritra ny zavatra rehetra izay mitranga Andriamanitra. Omeny safidy malalaka ny olombelona, eny fa hatramin'ny fahafahan'izy ireo (sy ireo anjely) mifidy ny hanohitra mivantana ny Sitrapony aza. Fanehoana manaitra sy mahonena ireo vokatry ny fampiasana diso ny safidy malalaka ny tantaran'ny Fahalavoana sy ny fahotana ary ny faharatsiana. Naorina ny drafi-panavotana mba hanarenana ny loza nateraky ny tsy fampiasana ny safidy malalaka araka ny tokony ho izy.

*Famerenana ny lesona ny sabata 22 Febroary.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 21 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fampidirana.
Sun 22 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fahiny (…) tamin’ny fanaovan-dratsy, (…) no efa nampihavaniny ankehitriny.
Mon 23 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Raha maharitra amin’ny finoana hianareo.
Tue 24 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Drafitra mandrakizain’Andriamanitra.
Wed 25 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Zava-miafin’Andriamanitra nampahafantarina.
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Ny herin’ny Filazantsara.
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ -
Fri 27 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.
Sat 21 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (67)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal