Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 23 May 2026

Hodinihina mandritra ny herinandro: Mpits. 14; Mar. 9:42-48; Rôm. 3:20; Mat. 5:17,18; Rom. 3:28; Mat. 7:24-29.

 Tsianjery : "Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao; fa ireny no amelomanao ahy. Anao aho, vonjeo aho; Fa ny didinao no tadiaviko." - Sal. 119:93,94. 


Tsy misy isalasalana fa ny fahotana no sakana lehibe indrindra ho an'ny fifandraisana ety amin'Andriamanitra. Tsy mampisaraka antsika amin'Andriamanitra ankehitrtiny fotsiny ny fahotana (Isa. 59:2), fa mamitaka, mandratra sy mikiky ary manimba antsika amin'ny farany. Ny ady atao amin'ny fahotana sy amin'ny tena no ady lehtibe indrindra hatrehintsika, ary ny vokatr'izany dia goavana tokoa, eny mandrakizay mihitsy aza.

Misy ireo izay mandray ny fahotana ho toy ny ampahan-javatra tsy maintsy misy eo amin'ny fiainana. Toetra raiki-tampisaka amin'ny olombelona rahateo ny mitady fahafinaretana. Nefa moa ve isika hanamaivamaivana ny fahotana satria efa mahazatra loatra ny fiarahamonina izany? Mety hitandrintandrina isika rehefa miresaka momba nyfahotana noho nytahotra andrao hanafintohina olona iray ny fiantsoana izany amin'ny anarany, nefa arakaraka ny ifidianantsika hiaina finaritra miaraka amin'ny fahotana no hanalavirantsika ny fifandraisana tsara amin'Andriamanitra.

Eny tokoa, samy efa nanota ny tsirairay, ary mampalahelo no sady mandratra ny hafa sy nytenantsika ary Andriamanitra ny eritreritsika, ny antony manosika antsika hanao zavatra, ary ny asa sy ny teny ataontsika. Raha ny marina, dia manimba ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra ny fahotana, nefa Andriamanitra efa nampiseho ny Tenany tamintsika amin'ny alalan'nY fahafantarana ny didiny izay mampihanjahanja ny fahotana eo amin'ny fiainantsika. 

Andeha hodinihintsika amin'ity herinandro ity ny antony nanomezan'Andriamanitra antsika ny didy folo. Ary rehefa mandika lalàna ny olona iray (izany hoe manota), inona na iza no afaka hanampy amin'ny famerenana amin'ny laoniny ny fifandraisany amin'Andriamanitra? 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal