Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mihira ny fihiran'i Jehôvah any an-tany nivahiniana

Daty
Sabotsy 27 January 2024

Hodinihina mandritra ny herinandro: Sal. 79:5-13; Sal. 88:3-12; Sal. 69:1-3; Sal. 22:1; Sal. 77; Sal. 73:1-20; 1 Pet. 1:17.

Tsianjery: "Nefa ho nataontsika ahoana no fihira ny fihiran'i Jehovah tany an- tany nivahiniana?" - Sal. 137:4.

Tsy voatery handinika lalina ny bokin'ny Salamo akory isika vao hahita fa nosoratana eo amin'ny tontolo tsy lavorary, feno fahotana sy faharatsiana ary fahoriana sy fahafatesana ny Salamo. Tandindomin-doza mandrakariva ny zavaboary izay mitoetra tsara  eoambany fanapahan'Andriamanitra sy ny lalàny marina noho ny ataon'ilay ratsy. Mitombo hatrany ny fanimban'ny fahotana an'izao tontolo izao ka tonga "tany fivahiniana" ho an'ny vahoakan'Andriamanitra ny tany. Niteraka olana ho an'ny mpanoratra ny Salamo izany toe-javatra izany: ahoana no ananana fiainam-pinoana eo amin'ny tany fivahiniana?

Araka izay efa hitantsika dia miaiky ny fitsipik'Andriamanitra izay ambony sy ny heriny ary ny fitsarany marina ny mpanao Salamo. Fantatr'izy ireo fa mandrakizay Andriamanitra ary fialofana azo antoka sy mahavonjy amin'ny fotoam-pahoriana. Izany antony izany no mahavery hevitra ny mpanao Salamo (ary iza moa no tsy very hevitra?) eo anatrehan'ny fanginan'Andriamanitra sy ny firoboroboan'ny faharatsiana eo imason'ilay Tompo Mpanjaka sy feno hatsarana. Aseho eo amin'ny valintenin'ny mpanao Salamo eo anatrehan'izay heveriny ho fanginan'Andriamanitra ny toetra miavaky ny Salamo amin'ny maha-vavaka izany. Raha lazaina amin'ny teny hafa, dia maneho ny heviny manoloana izay heveriny ho fanginan'Andriamanitra sy ny fanatrehan'Andriamanitra ny mpanao Salamo.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal