Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

NY FANOHARANA MOMBA NY VOA MITSIMOKA

Daty
Alakamisy 25 July 2024

Vakio ny Mar. 4:26-29. Inona no ifantohan'io fanoharana io indrindra?

Ahitana tantara mitovy amin'ny ao amin'ny Matio na Lioka na ireo roa ireo n ankamaroan'ny filazantsaran'i Marka, saingy tsy toy izany ho an'ity fanoharana iray ity. Ao amin'ny filazantsaran'i Marka irery no ahitana io fanoharana foh mifantoka amin'ny dingan'ny fitomboana io. Ambaran'i Jesôsy fa toy izany n fanjakan'Andriamanitra. Manana ny anjara asa tandrify azy ny olombelon saingy ny tena fitomboana dia asan'Andriamanitra. Tsy dingana tsy manam piafarana tsy akory izany fa mifarana amin'ny fahavokaran'ny voa ilay tantara Tahaka izany koa, ny fiverenan'i Kristy fanindroany fanind no hamarana ny tantaran'ity tanintsika ity.

Vakio ny Mar. 4:30-32. Inona ny zavatra asongadina manokana ar amin'ny fanoharana mikasika ny voantsinapy?

Asongadin'io fanoharana io ny fitomboan'ny zava-madinika iray ho tonga lehibe sy mahatalanjona. 1 hatramin'ny 2 milimetatra eo ny savaivon'n voantsinapy iray. Azo heverina fa ny karazan-java-maniry resahina eto dia n voantsinapy mainty (Brassica nigra) izay manana voa madinika dia madinika (voa mihoatra ny 700 isa vao ampy 1 grama). Na dia tsy ny voantsinapy aza no voa madinika indrindra eto an-tany, dia madinika ihany izany, indrindra raha oharina amin'ny hazo maniry avy aminy izay manana haavo hatramin'ny 3 metatra. Nambaran'i Jesôsy fa na ny vorona aza dia manao ny akaniny ec amin'ny rantsan'izany hazo izany. Mifandraika amin'izay voalaza ao amin'ny Sal 104:12 sy ny Dan. 4:10-12 ity farany ity. Miresaka momba ny herin'Andriamanitra nentiny namorona an'izao tontolo izao ny Sal. 104, ary ny Dan. 4 kosa maneho an'i Nebôkadnezara tahaka ny hazo lehibe izay nialokalofan'izao rehetra izao sy nanome hanina ho azy ireo.

Izao no hevitra tian'i Jesôsy hambara: ny fanjakan'Andriamanitra izay niandoha tamin'ny kely indrindra dia hihalehibe ary hahatalanjona ny olona Azo heverina fa nanao tsinontsinona an'ilay mpitory teny mpifindrafindra sy feno vovoka avy any Galilia niaraka tamin'ireo mpianany ny olona tamin'ny andron Jesôsy, kanefa nasehon'ny fotoana fa mihamiitatra manerana an'izao tontolo izao ny Fanjakan'ny fahasoavany.

"Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany." - Mat. 24:14. Eritrereto hoe toy ny ahoana ny "fiangonana" fony nilaza io fanambarana mialoha ny hoavy io i Jesôsy. Nahoana izany no fanambarana manamafy ny finoana (ho antsika)?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.
Sun 24 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Zava-mahavariana sy fakampanahy.
Mon 25 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ireo manda miaro ny fifandraisako amin’Andriamanitra.
Tue 26 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna.
Wed 27 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna sy ny Filazantsara.
Thu 28 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Mahafantatra ary manatanteraka.
Fri 29 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.
Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 16 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fampidirana.
Sun 17 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Omeo famantarana fotsiny.
Mon 18 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Tue 19 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Wed 20 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ohatra amin’ny finoana.
Thu 21 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ny finoana an’i Jesôsy.
Fri 22 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fianarana fanampiny.
Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal