Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ny Tenin'Andriamanitra, mpitari-dalana

Daty
Zoma 11 October 2024

"Fanilon 'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao." - Sal. 119:105.

Mofon’aina:   
Mitsahara, fa aza manao ratsy; mianara hanao ny tsara" (Isa. 1:16,17). 10 no lesona tokony hianaran'ny tsirairay isan'andro. Ny fanazarana ny tena no voalohany. Fanabeazana tsy mitsahatra atao amin'ny hafa ny hery miasa mangina avy amin'ny fiainana marina sy mahatoky. Ireo izay voafehy sy tarihin'ny foto-kevitra ara-pitondran-tena sy ara-pivavahana miorina amin'ny Tenin'Andriamanitra mazava, dia mandeha araka ny fisainana sy ny sitrapon'Andriamanitra, Izay hendry loatra ka tsy manao fahadisoana, ary tsara loatra ka tsy hanisy ratsy antsika.

Raha tianao ny handeha amim-pahendrena, dia mandehana araka ny didin'Andriamanitra. Eo am-pelatanantsika ny Tenin'Andriamanitra. Tsotra sady mazava io Teny io ka tsy misy tokony ho diso hevitra raha tsy hoe avelany hitarika azy ny fironany ho amin'ny ratsy, izay toetra nolovainy sy nokolokoloiny. Nifanandrina tamin'i Satana mpamitaka ny Mpanavotra anao tamin'ny alalan'ny "Voasoratra hoe", ary koa tamin'ny alalan' ilay baiko hoe: "Mankanesa ato ivohoko, ry Satana". Manoro hevitra anao aho, raiso amim-pitiavana ny Teny avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra, izay afaka mamonjy ny fanahinao. to no aro sy hery ho anao. lzay mikatsaka marina ny fahamarinana dia tsy hanafangaro ny marina amin'ny diso. Ny tenin'Andriamanitra no mofon'aina izay azon'ny rehetra andraisana anjara mba hahazoany ny fiainana mandrakizay. (...) Ny fahamarinana no hazon'aina; natao hihinana ny raviny ny taranak' olombelona mba ho velona.

Ireo izay miezaka ny hanazava ny Teny amin'ny heviny manokana, izay mamaky izany araka ny fisainany manokana, dia tsy hahita na oviana na oviana ny fahamarinana, ary ho faty ao amin'ny fahotany. Ireo izay mihinana amin'ny hazo voarara dia manaiky ny laingan'i Satana fa tsy ny "izao no lazain'i Jehôvah "; ary raha tsy mibebaka izy ireo dia tsy hahazo flay fiainana mifamatra amin'ny fiainan'Andriamanitra mihitsy. (...) Miaina ao anatin'ny andro fitsarana isika izao, izay andro lehibe. Tokony ho feno tahotra sy fanajana isika satria eo anatrehan'Andriamanitra mandrakariva. Tsy maintsy manapa-kevitra ny tsirairay na hankatò dia ho velona, na tsy hankatò dia ho levona. — UL, t. 125. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal