Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Maneho ny taratr'ilay Masoandron'ny fahamarinana

Daty
Alatsinainy 18 November 2024

"Ary izahay dia vavolombelon'izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen'Andriamanitra ny manaiky Azy." - Asa. 5:32 

Mofon’aina:
Tian'Andriamanitra raha manao amim-pahatokiana ny adidiny ny mambran'ny fiangonana tsirairay, tiany ny hahatsapan'izy ireo ny andraikiny, ary tiany ny hanjakan'ny rivo-piainan'ny lanitra ao amin'ny fanahy (...).

Tokony haneho an'i Kristy isika, tahaka ny nanehoan'i Kristy ny Ray. (...) Tsy saronan'i Kristy ny Fahamarinany ny fahotana, fa esoriny aloha ny fahotana ary ataony eo amin'ny toeran' izany ny Fahamarinany. Rehefa voadio ny fahotanao dia ho loha lalanao ny fahamarinan'i Kristy, ary ho vody lalanao ny voninahitr'i Jehôvah . Hiandany tanteraka amin'i Kristy ny hery miasa mangina  avy aminao amin'izay fotoana izay, ary tsy hifantoka amin'ny tenanao intsony ianao fa hanao an'i Kristy ho ivo, dia ho tsapanao fa mpitandrina ny fahamarinana masina ianao. 

Rehefa tsaroanao fa nandoa ny sandan'ny fanavotana anao sy ny hafa tamin'ny Rany i Kristy, dia hanetsika anao izany ka horaisinao ny famirapiratan'ny Fahamarinany mba hanehoanao ny tarany eo amin'ny lalan'ireo manodidina anao. (...) Ilaintsika ny mandray ny Fanahy Masina. (...) Ny Fanahy Masina no Mpampionona izay nampanantenain'i Kristy tamin'ireo mpianany fa hampahatsiahy azy ireo ny zavatra rehetra nolazainy taminy.

Aoka àry isika tsy hijery ny tenantsika intsony fa hibanjina Ilay mpanome ny fahatsarana rehetra. Tsy misy olona mahay manatsara ny toetrany; tsy maintsy mankeo amin'i Jesôsy araka izay toetsika isika ka maniry tanteraka ny hodiovina amin'ny pentina sy ny lotom-pahotana rehetra ary handray ny fanomezana atolotra antsika - ny Fanahy Masina. (...) Amin'ny finoana velona no tsy maintsy hamikirantsika ny Teny fikasany, satria hoy Izy hoe: "Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, dia ho tahaka ny volon 'ondry fotsy." - Isa. 1:18.

(...) Tokony ho tahaka ny miaramila mahatoky isika, izay mandeha eo ambanin'ny faneva voapentin-dran'ilay Imanoela Andriana. (...) Fantatr'Ilay Kapitenin'ny famonjena antsika ny drafitry ny ady ka hanoatra noho mpandresy isika amin'ny alalany. - RC, t. 213.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal