Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Boky kely iray, vokatra goavana.

Daty
Alahady 14 September 2025

"Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy; ary raha ;lame izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dàlana. (...) Ary ny sasany dia voafai5, teny amin'ny tany tsara, dia namoa: ny sasany avy zato heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy telo-polo heny. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino." - Mat. 13:3-9.

Mofon’aina:
Rehefa nifarana ny fivoriana [fanompoam-pivavahana nandritra ny lasy tany Michigan], dia nisy rahavavy iray nandray ny tanako tamin-kafanam-po, naneho ny fifaliany noho ny nihaonany indray tamin'ny rahavavy Ellen White. Nanontany ahy izy raha tsaroako ny nandalovako tao amin'ny trano hazo iray tany anaty ala, roa amby roapolo taona talohan'izao (...) Nametrahako boky kely iray izy ireo, mitondra ny lohateny hoe: Experience and Views.

Nilaza izy fa (...) vitsy sisa ny pejy tavela tamin'ilay boky. Naneho ny faniriany lalina hahazo dika anankiray hafa tamin'ilay boky izy. (...) 

Nanomboka tamin'io fotoana io no nanirahan'ny Tompo mpitandrina hitory ny fahamarinana tamin'izy ireo, ary ankehitriny dia misy vondron'olona mitandrina ny Sabata ao amin' ilay toerana. Niitatra, niampita avy tamin'ny olona iray mankamin'ny olona iray, ny hery miasa mangina nananan'io boky kely io, izay tonta ankehitriny noho ny famakiana azy. Nanao ny asany mangina ilay boky, mandra-pahavonona ny tany handray voan'ny fahamarinana.

Tsaroako tsara tokoa ilay dia lavitra nataonay tany Michigan, roa amby roapolo taona lasa izay. Teny an-dalana hanatrika fivoriana tany Vergennes izahay. (...) Efa mpandalo eo amin'io lalana io ny mpamilinay, ka nahafantatra izany tsara. Voatery niaiky anefa izy tamin'izay fa very lalana. Nandeha lalana efatra amby enirnpolo kilaometatra izahay tamin'io andro io, namakivaky ala Teno vatan-kazo sy hazo nidaraboka, zara raha nahitana lalana nisoritra. (...)

Tsy azonay an-tsaina velively tamin'izay ny antony namelana anay hivezivezy tao amin'io ala toa tsy misy fivoahana io. Faly aoka izany izahay rehefa nahita trano hazo teo amin'ny toerana iray malaladalaka, ary teo no nahitanay ilay rahavavy noresahiko teo. Nampiantrano anay tamim-pitiavana izy (...). Raha mbola niala sasatra kely izahay dia nitafatafa tamin'io fianakaviana io aho, ary namela boky kely ho azy ireo. Noraisiny tamim-pifaliana izany, ka notehiriziny mandraka ankehitriny. — ST, 19 Oktôbra 1876. 
 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal