Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Atokàny ho Azy ny ankohonanao

Daty
Alahady 09 November 2025

 "Dia aoka hahalala, eny, aoka hiezaka hahalala an 'i Jehôvah isika; mahatoky toy ny maraina ny fiposahany, dia ho avy amintsika toy ny ranonorana mivatravatra Izy, sy toy ny faraorana izay mahavonto ny tany." – Hôs. 6:3

Mofon’aina:

Misy olona izay milaza fa mino ny fahamarinana manao tsirambina ny fotoam-bavaky ny mpianakavy. Ahoana anefa no ahasahianareo handeha any amin'ny asanareo kanefa tsy nameraka ny fikarakarana ny fanahinarro amin'ny Rainareo any an-danitra? Tokony hasehonareo fa matoky Azy ianareo. Tokony hatokanareo ho an'Andriamanitra ny fianakavianareo mialoha ny handaozanareo ny toka-ntranonareo. 

Azo antoka fa homem-boninahitra sy hovalian'ny Rainareo any an-danitra ny vavaka tsirairay izay asandratrareo amim-pinoana any amin' Andriamanitra. Rehefa nasaina nandeha tany am:n'ny toerana tsy fantany i Abrahama, na taiza na taiza izy no nanangana ny lainy dia nanorina alitara teo izy, ka nanandratra ny fivavahany marain-tsy hariva; dia hoy ny Tompo ny amin'i Abrahama: "Efa nifidy azy Aho mba handidy ny zanany sy ny taranany mandimby azy hitandreman 'ireo ny lalàn Jehovah hanao izay marina sy mahitsy." – Gen. 18:19.

 Io mihitsy no asa tokony hatao ao amin'ny fianakaviana tsirairay, saingy mahagaga fa atao an-tsirambina izany. Maniry ny hiaina araka ny fomba fijerin'Andriamanitra isika eto amin'imo tontolo izao. Tena zava-dehibe indrindra ny hiomanantsika tsy ankiatt, dieny ety, ho amin'ny fiainana hoavy,ilay fiainana mandrakizay. (...) Tokony ho tsapantsika ny lanjanny fanabeazana sy ny fitaizana ny zaiatsika, mba hikatsahany sy hitiavaiy ny fiainana mandrakizay. Tsy maintsy ampileferina amin'ny sitrapm'Andriamanitra ny sitrapony, ary tsy maintsy toheriny mandrakariva ny toerta ratsy rehetra. Raha tian'ny ray sy ny reny hanahaka ny toetran'i Kristy ny zanany, dia tsy maintsy mametraka ohatra ho azy izy ireo. Ny fihetsika tsirairay ataonareo dia tokony ho fihetsha izay mahatonga anareo sy ny zanakareo ho mendrika ny lanitra, ary hahazofanampiana manokana ianareo amin'izany.

Irin’ny Mpamonjy ny hahatanteraka ny fifalianareo; noho izany dia asainy mitoeta ao Aminy ianareo, dia hitoetra ao aminareo Izy. Sokafy ny varavaran'ny fonareo, ka ampidiro ao i Kristy sy ny tanamasoandro mamirapiratry ny fahamarinany. — RH, 5 Aogôsitra 1890. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Fri 15 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal