Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Vato voapaika ao amin’ny Tempoliny

Daty
Alahady 14 December 2025

 "Koa Jehovah dia mbola hiandry mandra-pamindrany fo aminareo, 
ary mbola hitoetra any amin'ny avo Izy mandra-piantrany anareo, fa Andriamanitry ny fahamarinana Jehovah; sambatra izay rehetra miandry Azy." - Isa. 30:18.

Mofon’aina: 
Natao ho an'ny olona rehetra ny filazantsara, ary izany dia hampikambana ao amin'ny fiangonana ny lehilahy sy ny vehivavy samy hafa, na teo amin'ny fiofanana noraisiny na ny toetrany sy ny fomba fisainany. (...)

Ny vahoakan' Andriamanitra dia manana fiantsoana ambony sy masina. Solontenan'i Kristy izy ireo. Izao no niantsoan' i Paoly ny fiangonana tany Korinto: "nohamasinina ao amin 'i Kristy Jesosy, olona voantso sady masina"- 1 Kôr. 1:2. I Petera indray nilaza hoe: "taranaka voafidy, fanjakà-mpisorona, firenena masina, ' olona nalain 'Andriamanitra ho an 'ny tenant', mba hilazanareo ny hatsaran'Ilay niants() anareo hiala tamin'ny maizina ho amin 'ny fahazavany mahagaga. "– 1 Pet. 2:9. 

(...) Vato voapaika nentina avy any an-tendrombohitra no nanaovana ny tempolin'ny Jiosy, ka ny vato tsirairay dia efa samy sahaza ny toerana nandrafetana azy avy, efa voapaika, voakosoka tsara, vita sedra talohan'ny nitondrana azy tany Jerosalema. Ka rehefa tonga teo ny vato rehetra dia nizotra tsy nisy feom-pandraka na tantanana ny tao-trano. 

Io trano io dia maneho ny tempol in' A ndriamanitra ara-panahy izay ivondronan'ireo fitaovana avy amin'ny firenena sy fiteny ary olona samihafa; ny saranga rehetra na ambony na ambany, na manana na ory, na avara-pianarana na tsy nandalo sekoly. Tsy misy izay singa tsy miaina ka mendrika tantanana na fandraka. Vato velona avokoa no nangonina hivoaka avy any amin' izao tontolo izao tamin'ny alalan'ny fahamarinana. Ilay Mpandrafitra Lehibe, Ilay Tompon'ny tempoly no mipaika sy manalama azy ireo, ka manao azy ho mendrika ny toerana nametrahany azy ao amin' ilay tempoly ara-panahy. Rehefa vita io tempoly io, dia ho tanteraka amin'ny lafiny rehetra, ho figagan'ny anjely sy ny olona rehetra, satria Andriamanitra no mpanorina sy mpamboatra azy. (...)— RH, 6 Mey 1884. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal