Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Natao haneho ny voninahiny

Daty
Zoma 26 December 2025

 "Ny Fanahin 'i Jehovah Tompo no ato amiko, satria Jehovah efa nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin 'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava." - Isa. 61:1.

Mofon’aina:
Tsy mahafaly an' Andriamanitra ny mahita ny   vahoakany toy ny vondron' olona misaona. Fibebahana no tiany hataon' izy ireo mbah ifaIiany ao am in 'ny fahafahan'ny zanak'Andriamanitra ka dia ho feno fiderana an'Andriamanitra izy sady ho fitahiana ho an'ny hafa. I Jesosy Tompo dia voahosotra toy izany: "Hanolotra ho an 'ny malahelo ao Ziona, eny, hanome azy hamama ho solon'ny lavenona, sy diloilo fifaliana ho solon'ny fahalahelovana, ary fitafiana fiderana ho solon'ny fanahy reradreraka, mba hanaovana azy hoe Hazon'ny fahamarinana, nambolen'i Jehovah ho fampisehoam-boninahitra."- lsa. 61:3. 

Enga anie mba ho izany tokoa no tanjon'ny fiainantsika! Ary hoheverintsika manokana na dia ny endriky ny tarehintsika aza, ny teny ataontsika, eny, fa na dia ny lantom-peo itenenantsika koa aza. Ny raharaham-barotra rehetra dia hataontsika amin'ny finoana sy amin'ny fahatokiana mba ho resy lahatra izao tontolo izao fa misy tokoa ny vahoaka mahatoky amin'Ilay Andriamanitry ny lanitra.

Miantso ny olona rehetra Andriamanitra mba banana firaisana Aminy. Horaisiny izy ireo raha vonona hahafoyny asaratsiny.Amin' nyfiraisana amin'ny toetra araka an'Andriamanitra ao amin'i Kristy no hahafahany mandositra ny hery miasa mangina feno fahalovan'ity tontolo ity. Tonga izao ny fotoana hanapahan'ny tsirairay hevitra ny amin'izay hiandaniany. Hiasa amin'ny saina rehetra izay hanaiky hiasany ireo anjelin'i Satana. Kanefa eo koa ireo anjelin'ny lanitra izay miandry mba hampita ny taratra mamirapiratry ny voninahitr' Andriamanitra amin'izay rehetra vonona handray Azy. Fahamarinana no ilaintsika, fahamarinana sarobidy ao amin'ny fahatsarany rehetra. Hitondra fahafahana sy fifaliana ny fahamarinana.— SDABC, b. 4, tt. 1153, 1154. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal