Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Sakaiza iray any amin'ny Iapan'ny lanitra

Daty
Alahady 08 February 2026

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay niteraka antsika indray araka ny haben 'ny famindram-pony ho amin 'ny fanantenana velona tamin 'ny nitsanganan’i  Jesosy Kristy tamin 'ny maty, ho amin 'ny lova tsy mety simba, tsy misy loto, tsy mety levona, voatahiry any an-danitra ho anareo" - 1 Pet. 1:3-4.

Mofon’aina:
Tsy tokony hanome fifaliana sy fahatokiana lehibe ho antsika   ve io fanantenana velona io, toy ny ho an'ireo mpianatra tao amin'ny fiangonana voalohany? Tsy voahidy tao amin'ny fasam-baovaon'i Josefa intsony i Kristy. Efa mitsangana izy ary niakatra any an-danitra, koa tokony hasehontsika ny finoantsika mba hahitan'izao tontolo izao fa manana fanantenana velona isika. (...)

Manana fototra iorenana ny fana-ntenantsika. Tsy mety simba ny lovantsika. Ary tsy nofinofy fotsiny izany. — RH, 6 Aogôsitra 1889.

 Mamaky momba ny fitsangananli Kristy taminsny maty isika ao amin'ny Baiboly. Raha inoantsika izany, moa ve miasa araka izany finoana izany isika? Mino ve isika fa Mpamonjy velona i Jesosy (...)? Manao fanelanelanana ho antsika any an-danitra Izy izao. Any lzy satria mi la namana isika eo anatrehan' io fitsarana io, dia Mpisolovava sy Mpanalalana antsika. Koa aoka isika hifaly satria manana antony maro hiderana an' Andriamanitra. 

Maro no manombana ny toe-panahinyamin'nyalalan'nyfihetseham-pony; tsy azo itokiana anefa izany. Tsy rniankina amin'ny fihetseham-pontsika ny fiainana maha kristianina antsika, fa amin'ny alalan'ny hatsaran'ny fifandraisantsika amin'ny lanitra. Aoka hinoantsika ny tenin'Andriamanitra, araka izay ilazany azy indrindra; aoka horaisintsika amin'ny teniny i Kristy, amin'ny finoana fa tonga lzy mba hanambara ny Ray, ary ny Ray dia namantsika, satria niseho tao amin'i Kristy [zy, ary tsy tiany ho very isika, ka nomeny antsika ny Zanany ho sorona ho antsika. Antoka mandrakizay ho antsika tsirairay ny hazo fijalian'i Kalvary fa tian'Andriamanitra ho sambatra isika, ary tsy any amin'ilay fiainana ho avy ihany, fa eto amin'ity fiainana ity koa. — RH, 8 Marsa 1892.

Mahatonga ny fahatezerana sy ny fitsaran'Andriamanitra ho amin'ireo izay mandà ny famindram-pony ny fahafatesan'i Kristy, fa fanantenana sy fiainana mandrakizay kola izany ho an'ireo izay mandray sy mino Azy. — TMGW, t. 139.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.
Sun 28 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Paoly nantsoin’Andriamanitra ho apostolin’i Jesôsy Kristy.
Mon 29 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Avy tany ATENA hatrany KORINTO.
Tue 30 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny tanañan’i Korinto.
Wed 01 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-"Olona maro amin’ity tanana ity".
Thu 02 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny epistilin’ny Paoly ho an’ny Korintianina.
Fri 03 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO - Fianarana fanampiny.
Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.
Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal