Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ny finoana izay mahavonjy 

Daty
Sabotsy 11 April 2026

"Fa hoy Jesôsy: Nisy olona manendry Ahy: fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko." - Lio. 8:46

Mofon’aina:
Misy karazam-pifandraisana roa eo amin'ny sampana sy ny voaloboka. Mamitaka sy ivelambelany fotsiny ny iray amin'ireo.

Tsy nanana fifandraisana velona tamin' i Kristy, amin'ny alalan'ny finoana tena izy, ireo vahoaka nifanizina taminy. Nisy vehivavy mahantra iray anefa, izay nijaly nandritra ny taona maro ary koa nandany ny hareny rehetra tamin'ny mpitsabo samihafa saingy tsy nahita fihatsarana (...). Nihevitra io vehivavy io fa raha toa izy afaka manakaiky an'i Kristy ka mikasika na dia ny somotraviavin-dambany aza, dia ho sitrana tanteraka. Fantatr'i Kristy avokoa ny tao am-pon'ity vehivavy ity rehetra, ary nankeo amin'ny toerana izay nahafahan-dravehivavy nisitraka ny tombontsoa niriny Izy. Izany no nampiasain'i Kristy mba hanavahana ny fikasihan'ny finoana tena izy amin'ny fikasihana kianjoanj on' ireo izay nifanizina nanodidina Azy. (...) 

Rehefa nanatsotra ny tanany sy nikasika ny morotongotr'akanjon'i Jesôsy ravehivavy, dia noheveriny fa tsy hisy hahalala izany (...). Fantatr'i Kristy anefa izany fikasihana izany ka novaliany tamin'ny heriny manasitrana ny finoan-dravehivavy. Tsapan-dravehivavy teo no ho eo fa sitrana izy.

Tsy hamela ny finoana toy izany tsy hisy hahalala i Jesôsy Tompo. Nitodika haingana Izy ary nanao hoe: "Iza moa no nanendty Ahy?" Nanodidina an'i Jesôsy avokoa ireo mpianany, ary hoy i Petera; "Tompoko, ny vahoaka betsaka mifanety ka manizina Anao. Fa hoy Jesôsy: Nisy olona nanendry Ahy, fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko." - Lio. 8:45,46.

 Rehefa hitan-dravehivavy fa nisy nahalala izay nataony dia nanatona tamin-kovitra izy ary niantoraka teo an-tongotr' i Jesôsy (...). (...) Hoy Jesôsy taminy: "Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana soa aman-tsara." - and. 48. Nahazoam-balisoa ilay fikasihana tsotran'ny finoana.- L 130, 1898.

 Ny finoana izay manosika antsika hanana fifandraisana velona amin'i Kristy no maneho ny safidintsika ambony indrindra sy ny fianteherana tonga lafatra ary ny fanoloran-tena feno. (...) Fankatoavana ny didin'Andriamanitra no enfin' izany finoana izany eo amin'ny fiainan'ny mpanara-dia an'i Kristy, satria ny fitiavana an'Andriamanitra sy ny olona no vokatry ny fifandraisana velona amin'i Kristy. - S1M, b. 1, t. 334.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.
Sun 28 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Paoly nantsoin’Andriamanitra ho apostolin’i Jesôsy Kristy.
Mon 29 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Avy tany ATENA hatrany KORINTO.
Tue 30 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny tanañan’i Korinto.
Wed 01 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-"Olona maro amin’ity tanana ity".
Thu 02 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny epistilin’ny Paoly ho an’ny Korintianina.
Fri 03 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO - Fianarana fanampiny.
Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.
Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal