Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fihaonana manokana amin'llay Avo Indrindra

Daty
Alakamisy 07 May 2026

 «Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an 'Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin'Andriamanitra izay notorinay hianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin'olona, fa araka izay marina, dia ny tenin 'Andriamanitra, izay miasa ao anatinareo izay mino koa.» - I Tes. 2:13.

Mofon’aina:
Feon'Andriamanitra miteny amintsika, azo antoka toy ny hoe mandre Azy mihitsy ny sofintsika, ny Baiboly. Ny tenin'Andriamanitra velona dia tsy voasoratra fotsiny, fa voalaza. Raisintsika toy ny tenin'Andriamanitra ve ny Baiboly? Raha tsapantsika ny lanjan'io Teny io, dia amin'ny fanajana lalina no hanokafantsika azy, ary amim-pahazotoana fatratra no andinihantsika ny foto-keviny. Ny famakiana sy ny fandinihana ny Soratra Masina dia tokony ho fihaonana manokana amin'ny Avo Indrindra. 

Hafatra ho antsika ny Tenin' Andriamanitra, natao hankatoavintsika sy hianarantsika amim-pahazotoana, amin'ny fanahy vonona handray ny fahamarinana voasoratra ho fananarana ireo izay niharan'ny faran' izao tontolo izao. Tsy azo atakalo boky hafa izany. (...) Rehefa manokatra ny Baiboly isika, dia aoka hampitaha ny fiainantsika amin'ny zava-takiny, sy hanombana ny toetrantsika amin'ilay fenitra lehibe ara-pitondrantena sy fahamarinana. - Ms, 30a, 1896.

 Ny fiainan'i Kristy, izay manome fiainana ho an'izao tontolo izao, dia ao amin'ny Teniny. Ny Teniny no nahasitranan'i Jesosy ny aretina 5 nandroahany ny demonia; ny Tenir no nampitoniany ny ranomasina nananganany ny maty; ary nijoro vavolombelona ny olona fa nisy hei ny Teniny. Ny Tenin'Andriamanit no nolazainy, tahaka ny nitenenar tamin'ireo mpaminany sy r mpampianatra rehetra ao amin't Testamenta Taloha. Ny Baibo manontolo dia fanehoana an'i Krist Izy no loharanon-kery ho antsika.

 Toy ny sakafo mitahiry ny aintsil ara-batana, dia ny Tenin' Andriamanit no mitahiry ny aintsika ara-panah Tahaka ny fihinanantsika sakafo r tsy maintsy andraisantsika ny Ter ho famahanana ny tenantsika. T5 avy amin'ny sain'ny olona hafa r hahazoantsika izany.

Eny tokoa, ny Tenin'Andriamanit no mofon'aina. Manome hery tsy mel lefy ho an'ny fanahy izy, manatsara r fanandramana, ary mitondra fifaliat maharitra mandrakizay. — RH, 11 Jot 1908. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.
Sun 03 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Daniela mahatoky.
Mon 04 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Ny fihetsika eo am-pivavahana.
Tue 05 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.
Wed 06 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Mosesy, Mpitarika manana toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Thu 07 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.
Fri 08 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Elia nivavaka tao anatin’ny fotoan-tsarotra.
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Rehefa toy ny tsy ahazoam-baliny ny vavaka.
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Mampianatra antsika hivavaka i Jesôsy.
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fiderana,fiaiken-keloka,fangatahana ary fisaorana.
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fanontaniana maromaro mikasika ny vavaka.
Fri 15 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal