Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Rehefa sedraina ny finoana

Daty
Alahady 20 September 2026

"Mba ho hita ho fiderana sy voninahitra ary fankalazana ny fizahan-toetra ny finoanareo (izay tsara lavitra noho ny volamena mety ho simba, na dia voazaha toetra tamin'ny afo aza), dia amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy."- 1 Pet. 1:7

Mofon’aina:
Rehefa entina eo amin'ny toe j ava-tsarotra isika, rehefa fohazina reo fihetsehampo maha-olona antsika ary to haneho izany isika, dia sedraina ny finoantsika; amin'izay no tokony hanehoantsika ny fahalemem-panahin'i Kristy. Tsy tokony hisy na dia teny fray aza anehoantsika ireo fientanan'ny fo ara-nofo. "Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa."- Jak. 3:2. (...) Ny hofehezin'i Jesosy no irintsika. (...) Nandre olona nanala tsiny ny tsy nety nataony aho, hoy izy: "Efa izay mihitsy ny toetrako, ary izay no fironana ao anatiko nolovaiko avy tamin'ireo ray aman-dreniko." Eny tokoa, nikolokolo izany izy ireo ary nanazatra ny tenany ho toy izany ka manala tsiny ny fanaovan-dratsiny. Tsy tokony hilefitra amin'ny fakam-panahy izy fa hifikitra amin'ilay Hery mandrakizay ka hanao hoe: "Hanatona an'Andriamanitra amin'izao toetrako izao aho, ary hitalahc amin'i Kristy mba hanome ahy fandresena. Hihoatra noho ny mpandresy aho amin'ny alalan'ilay tia ahy." 

Jereo Kalvary mba hahatakaranao ny haben'ny fitiavan'i Jesosy anao. (...) Ho hitanao amin'izany ny fietren'Andriamanitra sy i Jesosy Kristy Tompo raha nidina tsikelikely ho any amin'ny lohasahan'ny fahafaham-baraka ny Mpamonjy. Tsy nitotongana ho amin'ny fahotana sy ny fahalotoana Izy, fa nijoro teo amin'ity tontolo kely ity mba hiady amin'i Satana sy ny tafiny. (...)

Rehefa niakatra ho any an-danitra Izy, ary nitondra babo maro, dia nanolotra fanomezana ho an'ny olombelona. Navelany ho eo an-tanantsika ny ady, nefa tsy natao hiady amin'ny herintsika samirery isika, ho resy mantsy isika raha manandrana manao izany. I Kristy sy ny Ray no maniraka ireo anjeliny tsy hita maso hanampy antsika. (...) Finoana tsotra sy ny fahalemem-panahy ary ny fanetren-tenan'i Kristy no ilaintsika. Amin'izay isika dia hitoky tanteraka amin'ilay Tompon'ny lanitra, ary ho eo ankavanantsika Izy ka hanohana antsika.- RH, 8 Marsa 1892. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.
Sun 11 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Olombelona ny mpaminany.
Mon 12 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mamantatra ny atao hoe mpaminany marina.
Tue 13 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Ny asan’ny Mpaminany.
Wed 14 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Mpaminany vavy.
Thu 15 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO -
Fri 16 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Tsy Tonga lafatra saingy manolo-tena.
Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Fampidirana.
Sun 04 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Abrahama mpitandrina ny fanekena.
Tue 06 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.
Wed 07 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.
Thu 08 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.
Fri 09 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l
Sat 10 Oct 2026
Lesona 3: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA TALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 17 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Fampidirana.
Sun 18 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Jesôsy, amin’ny maha Mpaminany azy.
Mon 19 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny Apôstôly sy ny mpaminany.
Tue 20 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ny asan’ireo Mpaminanin’ny TV.
Wed 21 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo mpaminany vavy sy zatovo mpitandrina, mpiara-miasa.
Thu 22 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Ireo Mpaminany sandoka ao amin’ny TV.
Fri 23 Oct 2026
Lesona 4: IREO MPAMINANIN'NY TESTAMENTA VAOVAO - Manao an’i Jesôsy ho ivo.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal