1- Mandehana amin'ny fahendrena, araraoty ny andro azo hanaovantsoa 2- Ny tombotsoan'ny fisafoana Fizarana faharoa 3- Iza moa Andriamanitra Fizarana faha sivy 4- Toro-hevitra fanabeazana ankizy fizarana fahefatra 5 - Ny tananan'i korinto
Alatsinainy 29/06/2026
1- Mpandresy ianao 2- - Manatratra ny idealy 3- Miandry sy mino izay rehetra lazain'i Jesosy Fizarana faharoa 4- Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary Fizarana faharoa 5- Avy any Athena hatrany Korinto
Alahady 28/06/2026
1- Ampiasao ny tafiodrivotra hiakarana ambony kokoa 2- Karepoka vomanga 3- Ny lalany 4- Fihavian'i Jesosy 5- Paoly natsoin'Andriamanitra ho Apostolin'i Jesosy Kristy
Sabotsy 27/06/2026
1 - Aza mande @ lalana manimba 2 - Isaia toko faha fito ambiny telopolo 3 - Amintsika Andriamanitra, fiz fahatelo 4 - Ny toetran'Andriamanitra sy ny fombany, fiz faharoa 5 - Ny asa fanompoan`i Paoly tao Korinto
Zoma 26/06/2026
1 - Izay sitrapon'Andriamanitra atao fa aza miraharaha izay lazain'ny olona 2 - Herisetra atao @ Vehivavy sy ny Ankizy 02 3 - Ny sikidy ve? 4 - Ireo antony mahatonga ny sersera tsy mahomby, fiz fahadimy 5 - Ny mandrakizay, fianarana fanampiny
Alarobia 24/06/2026
1 - Aza ny fivavahana no anaronana ny ratsy atao 2 - Lesona tsara, Fiz voalohany 3 - faminaniana tanteraka 03(Babylona) 4 - Fisorohana ny fahadisoam-panantenana mialohan'ny fanambadiana 5 - Manaraka ny zanak`Ondry
Talata 23/06/2026
1- Hain'Andriamanitra izay mahasoa anao koa misaora Azy 2- Fisorohana ny triglyceride ambony 3- Fomba fitarihan'I Jesosy Fizarana faha efatra 4- Didy 12 ray aman dreny sy ny mpanabe Fizarana fahafito 5- Ny ampakarina
Alatsinainy 22/06/2026
1 - Samy nomen'Andriamanitra ny maha izy azy avy ny olona tsirairay 2- Aoka tsy ho azon'ny fakampanahy hanadino hianao 3- Fambolena Soja Natumad 4- Mifanatrika Aminy noho ny farany
Alahady 21/06/2026
1 - Kristiana tapatapany sa, kristiana amin'ny fotoana rehetra 2- Nougat vita avy amin'ny sesam 3- Bokin'ny fiainana 4- Fitiavana Ray aman-Dreny 5- Miaina anio
Sabotsy 20/06/2026
1 - Aza miahiahy 2 - Isaia toko fahaenina ambiny telopolo 3 - Amintsika Andriamanitra, fiz faharoa 4 - Ny toetran'Andriamanitra sy ny fombany 01 5 - Ny mandrakizay
Zoma 19/06/2026
1 - Andriamanitra no tsy miova 2 - Herisetra atao @ Vehivavy sy ny Ankizy, fiz faharoa 3 - Inona no didy ifehezan Andriamanitra antsika? 4 - Ireo antony mahatonga ny serasera tsy mahomby, fiz fahaefatra 5 - Torio Izy, fianarana fanampiny
Alakamisy 18/06/2026
1 - Kristiana tapatapany sa, kristiana amin'ny fotoana rehetra 2- Nougat vita avy amin'ny sesam 3- Bokin'ny fiainana 4- Fitiavana Ray aman-Dreny 5- Miaina anio
1 - Aza matahotra minoa fotsiny ihany 2 - Raha te hiala @ fisotroan-toaka 3 - Fomba fitarihan'I Jesosy III 4 - Didy 12 ray aman dreny sy ny mpanabe 07 5 - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an'i Jesosy