Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

December 2024

An’ i Kristy ny haja ambony indrindra.

« Dia hisy hanao aminy hoe: Ka inona itony ratra amin’ny tananao itony? Dia hovaliany hoe: naratra tao an-tranon’ny sakaizako ireny. » Zak. 13:6. 

“Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany” – Apôk. 21:1. Manadio ny tany ny afo izay mandevona ny ratsy fanahy. (...)

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Fianarana fanampiny

Vakio ny Ellen G. White, “To Meet the Bridegroom,” ao amin’ny Christ’s Object Lessons, pejy 405–421.

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Nofantsihana ho an’ny olona

Manasa ny rehetra hiditra amin’ny fifandraisana fitiavana Aminy Andriamanitra, saingy ireo izay manaiky ny fanasana ihany no mahazo ny valiny mandrakizay. Araka ny hitantsika tamin’ny fanoharana momba ny fampakaram-bady, dia maro amin’ireo nasain’ilay mpanjaka no “tsy nety ho avy” (Mat. 22:3, NKJV).

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Marobe no antsoina fa vitsy no fidiana

Tsy hoe tia ny olona fotsiny amin’ny sitrapony tanteraka Andriamanitra, fa manasa azy ireo koa mba hifankatia Aminy. Hita mazava izany amin’ny fanoharana momba ny fanasana fampakaram-bady ataon’i Kristy.

Vakio ny Matio 22:1–14. Inona no dikan’ity fanoharana ity?

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Ny fitiavany omeny maimaimpoana

Tsy hoe Andriamanitra ihany no nitohy nanome ny fitiavany maimaim-poana tamin’ny Israelita, fa manohy manome izany antsika koa Izy, na dia mpanota aza isika. Tsy ilain’Andriamanitra ny olona, fa amin’ny fitiavany dia nanapa-kevitra ny hamorona izao tontolo izao sy hizara ny fitiavany.

Vakio ny Apok. 4:11 sy ny Sal. 33:6. Inona no asehon’ireo andininy ireo momba ny fahaizana sy ny fahalalahan’Andriamanitra eo amin’ny famoronana?

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Fitia tsy voavaly

Ny ohatra mahery vaika amin’ny fitiavan’Andriamanitra ho an’ny olombelona lavo dia hita ao amin’ny tantaran’i Hosea. Nandidy ny mpaminany Hosea Andriamanitra hoe: “ ‘Mandehana, maka vady mpijangajanga sy zanaka mpijangajanga, fa mijangajanga betsaka ny tany ka miala amin’i Jehôvah ’ ” (Hosea 1:2, NKJV). I Hosea sy ny vadiny tsy mahatoky dia natao ho lesona mivantana maneho ny fitiavan’Andriamanitra ho an’ny vahoakany, na dia eo aza ny tsy fahatokian’ny Isiraely sy ny fijangajangany ara-panahy.

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Mihoatra noho izay antenaintsika

Tsy manontany antsika fotsiny Andriamanitra hoe: “Moa tia Ahy va ianao?" fa Izy koa aza dia tia ny olona tsirairay, ary tia antsika tsy vozonana. Eny tokoa, mihoatra noho izay mety hiheverantsika azy no itiavany anao sy ahy sy ny olona hafa rehetra.

Vakio ny Eks. 33:15-22 ka diniho ny tantara sy ny tontolon-kevitra misy ireo andininy ireo. Inona no ambaran’ireo momba ny sitrapon’Andriamanitra sy ny fitiavany, indrindra ny and. 19?

LESONA 1: TIA TSY VOZONANA ANDRIAMANITRA - Fampidirana

FAMPIDIRANA - LESONA SABATA HARIVA

ANDRIAMANITRA FITIAVANA SY RARINY

Fampahatsiahivana tokana ny amin’ny fahotana.

« Indro, ny marina aza dia valiana ety an-tany, koa mainka fa ny ratsy fanahy sy ny mpanota! » Ohab. 11:31.

Lesona 13: MAHALALA AN'I JESÔSY SY NY TENINY - Fianarana fanampiny

Samy hafa tanteraka amin'ny fomba fijerin'olombelona ny an'Andriamanitra. Amin'ny alalan'ny Baiboly izay Teniny izarany amintsika ny fomba fijeriny, eo ambany herin'ny Fanahy Masina. Anjarantsika ny mifidy raha irintsika ny handeha ao amin'ny maizina na handray ny fahazavana izay avy amin'i Jesôsy Kristy araka izay voambaran'ny Teny.

Pagination

  • 1
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 17 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fampidirana.
Sun 18 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fisaratsarahana tany Filipy.
Mon 19 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny loharanon’ny firaisana.
Tue 20 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fanisian-javatra ao amin’ny atidoha sa fandidiana atidoha?
Wed 21 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny sain’ i Kristy.
Thu 22 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Ny zava-miafina ny amin’ny toe-pananahy araka an’Andriamanitra.
Fri 23 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fianarana fanampiny.
Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 10 Jan 2026
Lesona 3:FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fampidirana.
Sun 11 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Hery tsy manam-petra.
Mon 12 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Tombony ny fahafatesana.
Tue 13 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Mahatoky.
Wed 14 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - "Maharitra amin’ny fanahy iray."
Thu 15 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Miray saina sy tsy matahotra.
Fri 16 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fianarana fanampiny.
Sat 17 Jan 2026
Lesona 4: FIRAISAN-TSAINA AO ANATIN'NY FANETREN-TENA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 24 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fampidirana.
Sun 25 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Miasa hahatanteraka ny asan’Andriamanitra ao anatintsika isika.
Mon 26 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanazavana ao anatin’ny aizin’izao tontolo izao.
Tue 27 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fanatitra velona.
Wed 28 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA -
Thu 29 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA -
Fri 30 Jan 2026
Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA -

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (68)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal