Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

October 2026

Mifanampy

"Fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin ny zavatra rehetra ho amin'Izay Loha, dia Kristy," - Efes. 4:15.

Mendrika ny fitoerana any an-danitra

"Mba horaisiny ho an'ny tenany izany ho fiangonana malaza tsy misy pentimpentina, na fiketronana, ny izay toy izany, fa mba ho masina sady tsy misy tsiny izy." - Efes. 5:27.

Iray tampo

"Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo ô? Fa Hianao ihany no masina, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao." - Apôk. 15:4.

Mifandray sy mifampiankina

"Ary raha mijaly ny anankiray momba ny tena, dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; fa raha omem-boninahitra kosa ny anankiray amin 'ny momba ny tena, dia miara-mifaly avokoa izay rehetra momba ny tena. Ary hianareo no tenon i Kristy, ka samy momba ny tenany avokoa araka ny anjaranareo avy. " - 1 Kôr. 12:26,27.

Mitondra ny anarany amim-pahatokiana

"Fa na iza na iza hianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia nitafy an 'I Kristy" - Gal. 3:27.

Mofon’aina:
Ireo izay mitondra ny anarana hoe Kristianina dia manolo-tena ho mahatoky amin'Andriamanitra. Mifamatotra Aminy sy ireo anjely any an-danitra toy ny fianakaviana fray izy ireo. (...) Izay rehetra ataony, amin'ny lafiny rehetra, dia tokony ho mendrika ny olona masina. Tsy maintsy esorina izay tsy mendrika rehetra. (...)

Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Nantsoina hanao ny asan’ny Mpamonany.l

Miantso mpaminany amin'ny fotoana voafaritra sy ho amin'ny tanjona manokana Andriamanitra. Natao hitondra ireo hafatra ilaina amin'ny androny izy ireo. Ao anatin'izany tontolon-kevitra izany, ny Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito dia mino fa anisan'ny olona manana izany fanomezam-pahasoavan'ny faminaniana izany, ho an'izao andro izao, i Ellen G. White. Nanao ny asan'ny mpaminany izy saingy tsy anisan'ireo voarakitra ao amin'ny Baiboly (mbola hojerentsika akaiky kokoa ny momba izany ao amin'ireo lesona ho avy).

Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - JAONA Mpanao batisa, manomana vahoaka iray.

Vakio ny Mar. 1:2-5. Inona no tanjon'ny fanompoana nataon'i Jaona Mpanao Batisa?

Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - DANIELA, ilay mpanampy mahatoky.

Mahafantatra ilay tantara ao amin'ny Dan. 1 ny ankamaroan'ny Kristianina, izay nijoroan'i Daniela ho mahatoky tamin'ny fitandremana ireo fitsipika ara-pahasalamana nianarany tamin'ny fahazazany. Ohatra maneho fahatokiana i Daniela (Dan. 1:8). Rehefa naroso teo aminy ireo sakafo matsiro avy amin'ny mpanjaka, dia nikiry tsy hihinana afa-tsy sakafo avy amin'ny zavamaniry sy tsy hisotro afa-tsy rano ihany izy, fa tsy nandray anjara tamin'ny sakafo natolotra azy avy tamin'ny latabatry ny mpanjaka (Dan. 1:12-16).

Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Isaia ilay mpaminanin’i Filazantsara.

Nandray mivantana avy amin'Andriamanitra ny fiantsoana azy ho mpaminany i Isaia, mpaminany lehibe ao amin'ny TT (jereo ny Isa. 6:1-8). Tsapan'i Isaia ny tsy fahamendrehan'ny tenany teo anatrehan'ny fahamasinana sy ny voninahitr'Andriamanitra. Tamin'izay fotoana izay, nisy serafima iray nanidina nanatona an'i Isaia nitondra vainafo avy teo amin'ny alitaran'ny lanitra, ka "nanafaka" ny helony. Avy eo Andriamanitra nanontany hoe: "Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay?" Ny valintenin'i Isaia dia tokony ho antsika koa: "Inty aho, iraho aho" - Isa. 6:8.

Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY - Ny hafatr’i Elia.

Vakio ny 1 Mpanj. 18:19-39. Inona no hitantsika ao amin'io tantara io momba ny asan'ny mpaminany?

Pagination

  • Previous page
  • 9
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana
Sun 15 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny Baiboly no manazava ny tenany.
Mon 16 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-tantara sy ara-kolon-tsaina.
Tue 17 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-literatiora.
Wed 18 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny hevitry ny lahatsoratra.
Thu 19 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Famelabelarana ara-tsoratra Masina.
Fri 20 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Mamaky ny Bokin’i ELLEN G. WHITE.
Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fampidirana.
Sun 08 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Tezitra tamin’ny mpitondra hafatr’Andriamanitra.
Mon 09 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 1).
Tue 10 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 2).
Wed 11 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fihatsarambelatsihy.
Thu 12 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Ho fananarana antsika.
Fri 13 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Naharay sy nampita hafatra.
Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana
Sun 22 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Mon 23 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Tue 24 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Wed 25 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Thu 26 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Fri 27 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Sat 28 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana.

Archive mensuelle

Pagination

  • Previous page
  • 8
Powered by Drupal