Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

October 2026

"Aza manaraka ny fanaony"

"Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miova amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina." - Rom. 12:2.

Mofon’aina:
Tsy mampirisika ny mpanara-dia Azy 1 hanao voady hampifamatotra azy amin'ireo izay tsy manana fifandraisana amin'Andriamanitra velively i Kristy. (...)

Ambonin’izao tontolo izao

 "Raha tsy mijery ny hita izahay, fa ny tsy hita; fa ny hita dia ho vetivety foana, fa ny tsy hita no haharitra mandrakizay." - 2 Kor. 4:18.

Aiza no ifantohan'ny sainao?

"Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy hianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin 'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan 'Andriamanitra. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany." - Kol. 3:1,2.

Fampahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra

  Ny fivavakao sy ny fiantranao dia efa tafakatra ho fampahatsiarovana eo anatrehan 'Andriamanitra. " - Asa. 10:4.

Alamino ny kaontinao any an-danitra

 "Efa nahazo maimaimpoana hianareo, koa manomeza maimaimpoana. " - Mat. 10:8.

Mofon’aina:
Nanolotra ny ainy ho anao i Jesosy. Toy ny zaza matoky tanteraka ny ray aman-dreniny, ary tsy manahy andrao hararaotina na anaovana tsy rariny izy, dia mahazo mitsahatra ao amin'Andriamanitra amin-toky tanteraka ianao fa ho sakaiza sy mpanampy anao Izy. (...)

Ny fitsipiky ny fanomezana, ara-Balboly

  "Fa aoka samy hanatitra izay zakany araka ny fitahian'i Jehovah Andriamanitrao, izay omeny anao." - Deo. 16:17.

Ny drafitr’Andriamanitra ho fanohanana ny asany

 "Izay manisy soa olona hohatavezina,. ary izay mandena dia mba holemana kosa." - Ohab. 11:25.

Zon'Andriamanitra

 "Ary andrao hianao hanao anakampo hoe: Ny tanjako sy ny herin'ny tenako no nahavoriako izao harena izao; fa tsarovy Jehovah Andriamanitrao, fa Izy no manome anao hery hahavory harena, mba haoriny ny fanekeny, izay nianianany tamin'ny razanao, tahaka ny amin 'izao anio izao." - Deo. 8:17,18.

Ny Iozan'ny fananan-karena

 "Fa Jesôsy namaly indray ka nanao taminy hoe: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny hidiran'ny matoky ny harena amin'ny fanjakan 'Andriamanitra! Moramora kokoa ny hidiran'ny rameva amin'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan 'Andriamanitra. " - Mar. 10:24,25.

Mandà tena tahaka an'i Kristy

 "Dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany ka hanaraka Ahy." - Mat. 16:24.

Pagination

  • Previous page
  • 7
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana
Sun 15 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny Baiboly no manazava ny tenany.
Mon 16 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-tantara sy ara-kolon-tsaina.
Tue 17 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-literatiora.
Wed 18 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny hevitry ny lahatsoratra.
Thu 19 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Famelabelarana ara-tsoratra Masina.
Fri 20 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Mamaky ny Bokin’i ELLEN G. WHITE.
Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fampidirana.
Sun 08 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Tezitra tamin’ny mpitondra hafatr’Andriamanitra.
Mon 09 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 1).
Tue 10 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 2).
Wed 11 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fihatsarambelatsihy.
Thu 12 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Ho fananarana antsika.
Fri 13 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Naharay sy nampita hafatra.
Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana
Sun 22 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Mon 23 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Tue 24 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Wed 25 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Thu 26 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Fri 27 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Sat 28 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana.

Archive mensuelle

Pagination

  • Previous page
  • 6
Powered by Drupal