Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

ILAY FIFANANDRINANA MANANONTANONA

Daty
Sabotsy 08 June 2024

Sabata hariva 
Hodinihina mandritra ny herinandro: Apôk. 14:7, 9, 12; Apôk. 4:11; Apôk. 13:1, 2; Apôk. 12:3-5, 17; Apôk. 13:11-18.

Tsianjery: "Manamasìna azy amin'ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana." — Jao. 17:17.

Misy fitaovana ara-pitsaboana vaovao antsoina hoe "biopuce" na "puce électronique", izay mitovy habe amin'ny voam-bary iray azo ampidirina ao amin'ny marary. Ahitana ny mombamomba ny fitsaboana efa natao tamin'ilay marary izany, izay azo fantarina rehefa ampandalovina eo amin'ny "scanner" ny faritra nametrahana ilay biopuce. Ny Kristianina sasany dia mihevitra izany ho isan'ny fifanarahana miafina mikendry ny hampidirana ny mariky ny bibidia. Ho an'ny hafa indray, ny mariky ny bibidia dia mifandray amin'ny fehezan-tsipika eny amin'ireny boaty fitehirizan-tsakafo ireny na koa amin'ny tarehimarika miafina eo amin'ny ravim-bola ka ny fitambaran'izany dia manome ny isa 666. Ho an'ny sasany kosa dia baiko avy amin'ny franc-maçon, ny Illuminati, ny helikôptera maintin'ny ONU sy ny Firenena mikambana izany.

Ny tanjon'ny lesona amin'ity herinandro ity dia ny hampahafantatra ny fifanandrinana hoavy mikasikany fiankohofana. Hihantsy ny fahefan'Andriamanitra i Satana amin'ny fiezahana hanozongozona ny lalany. Raha lazaina mivantana dia ho tonga ivon'ny ady maneran-tany momba ny fiankohofana ny Sabata. Halan'i Satana ny Sabata satria halany ny Mpahary. Hampiasa ny fanerena hanoa lalana, sy ny herisetra ary ny fandrahonana izy mba hampitsaharana ny fanolorantsika tena ho an'i Kristy. Hisy ny fifandonam-pinoana mikasika ny andro fiankohofana marina sy ny sandoka. Ny antson' Andriamanitra farany dia antso ho amin'ny fahatokiana amin'i Kristy na dia eo aza ny fanenjehana, ny sazy ara-toe-karena, ny fampidirana am-ponja ary ny didy fampamonoana.

Ny lesona amin'ity herinandro ity dia manasongadina ny herin'i Jesôsy izay hitondrany antsika ho tafavoaka amin'ny ady farany eto an-tany. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.
Sun 03 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Daniela mahatoky.
Mon 04 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Ny fihetsika eo am-pivavahana.
Tue 05 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.
Wed 06 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Mosesy, Mpitarika manana toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Thu 07 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.
Fri 08 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal