Hery avy amin'ny vavaka. "Avia, ka aoka hiondrika sy hiankohoka isika; aoka isika handohalika eo anatrehan 'i Jehôvah , Mpanao antsika." - Sal. 95:6. Mofon’aina:
Ny olona ankasitrahan'Andriamanitra. "Nefa izao no olona hotsinjoviko, dia izay malahelo sy torotoro fanahy sady mangovitra noho ny teniko." - Isa. 66:2d.